- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tafatafa niarahana tamin'i Ghaida'a Al Absi

Sokajy: Antsafa, Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana desambra 2009)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) [1] sy mpitety manaiky javascript ianao raha hijery ity lahatsarinay ity.

Ghaida'a al-Absino no mpitarika ny fanomezam-bahana ny vehivavy mpikatroka amin'ny teknikan'ny media ao Yemen [2], izay manazatra ny vehivavy Yemenita mpikatroka amin'ny media nomerika. Azonao jerena ny sary ao amin'ny Flickr misy ireo fampianarana [3]. Nanoratra momba ireo atrikasa farany momba ny fampiasana ny sehatra tambajotra sosialy mba hampandrosoana ny fanentanana fiarovana ataon'izy ireo [4] i Rezwan.