Tafatafa niarahana tamin'i Ghaida'a Al Absi

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana desambra 2009)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety manaiky javascript ianao raha hijery ity lahatsarinay ity.

Ghaida'a al-Absino no mpitarika ny fanomezam-bahana ny vehivavy mpikatroka amin'ny teknikan'ny media ao Yemen, izay manazatra ny vehivavy Yemenita mpikatroka amin'ny media nomerika. Azonao jerena ny sary ao amin'ny Flickr misy ireo fampianarana. Nanoratra momba ireo atrikasa farany momba ny fampiasana ny sehatra tambajotra sosialy mba hampandrosoana ny fanentanana fiarovana ataon'izy ireo i Rezwan.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.