[Lahatsary] Andro voalohany amin'ny Lohataona ao Bangladesh

(Lahatsary teny Anglisy efa tamin'ny aprily 2008)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety misy javascript ianao raha hijery ity lahatsarinay ity.

Taslima Akter ao amin'ny tetikasa Nari Jibon nanoratra tao amin'ny bilaoginy:

13 February was the first day of spring. Spring is the most attractive season when nature wears new ornaments. As usual young people at Dhaka University campus had celebrated the first day of spring. Young women, dressed in red-bordered yellow saris, flowers in hairs to welcome the first day of spring. See more in the video …

Ny 13 Febroary no andro voalohany amin'ny lohataona. Ny lohataona no vanintaona manintona indrindra rehefa mitafy ravaka vaovao ny zavaboary. Araka ny mahazatra, dia nankalaza ny andro voalohany amin'ny lohataona ireo tanora ao amin'ny onivesiten'i Dhaka. Nitafy saris miloko menamena ny sisiny, sy voninkazo eo amin'ny loha ny tovovavy mba handray ny andro voalohany amin'ny lohataona. Jereo bebe kokoa ao amin'ny lahatsary….

Azonao jerena bebe kokoa ny momba ny lohataona ao Bangladesh, avy amin'i Taslima Akter, Sherin Sultana, ary Mohtarimun Nahar [Bipa].

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.