- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny isan'andro ao am-ponja any Jamaika

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Lahatsoratra tamin'ny jona 2008)

Mila Flash 8 (na ny ambony kokoa) [1] sy fitety manome alalana javascript raha hijery ny lahatsary.


Manazava ny tantara, ny fizotra, ary ny tanjon'ny Prison Diaries [2], tetikasa iray mampianatra ireo mpiray fonja ao amin'ny toerana fanarenana roa ao Kingston, amin'ny fomba famarimaritana ny fiainana ambadiky ny fonja amin'ny fampiasana bilaogy sy fandraketam-peo ny taeln'ny SET Kevin Wallen sy ny mpirotsaka an-tsitrapo Caleen Deidritch.