Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Antsafa niarahana tamin'i Pavel Kutsev ao amin'ny Drop-In Center

(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny 285 oktobra 2009)

Mila Flash 8 (na ny ambonin'izay) sy fitety misokatra amin'ny javascript ianao raha hijery ny lahatsarinay.


Pavel Kutsev dia mpiara-manorina ny Drop-In Center, fikambanana Okrainiana iray izay manandra-teny amin'ny zo fampitàn-dresaky ny mpampiasa rongony (na fanafody?) amin'ny alalan'ny tsindrona sy mba isian'ny politikam-pirenena mifandraika amin'ny fomba fitsaboana hafa. Ao amin'io lahatsary io no anolorany amintsika ny savaravina tsotra amin'ny hetsika “fampihenana fanaintainana avy amin'ny fampiasana tsindrona fanafody (na rongony)”, sy hamintinany ny vokatry ny kaoferansy tao Dnepropetrovsk, Okraina izay mitady ny hanorenana tambajotram-pirenena hoan'ireo mpikatroky ny fampihenana fanaintainana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.