Michel Gonzalez Nuñez: “Heveriko fa manafintohina ny mankatoa lalàna momba ny ‘fahapelahana’ ao anatin'ny revolisiona be risikain-dehilahy”

“Raha ampahany ihany ny zo sy fahafahana mametraka ny fiarahamonina ho “revolisionera”, dia mila olona aho manazava amiko ny dikan’ny hoe “revolisionera”. Misy fifanoheran-kevitra izany ho ahy.”