- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Hiperbarrio: Fetiben'ny balaonina tao La Loma

Sokajy: Hiper-barrio, Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Marihina fa tamin'ny  14 Janoary 2010 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nandefa sary sy horonantsary momba ny fetiben'ny Balaonina tao La Loma (Festival des Globos de La Loma 2010) ireo olontsotra mpampahalala vaovao ao amin'ny Hiperbarrio [1] tohanan'ny Rising Voices. Notantaraina mivantana tao amin'ny  Twitter sy nalefa tamin'ny horonantsary mivantana an-tserasera ilay hetsika.

Preparing a balloon at Festival de globos de La Loma 2010 [2]

Ny fanomanana ny balaonina tao amin'ny Festival de globos de La Loma 2010

Balloon on air at Festival de globos de La Loma 2010 [3]

Balaonina eny amin'ny rivotra tao amin'ny Festival de globos de La Loma 2010

Gathering of people at Festival de globos de La Loma 2010 [4]

Olona marobe tao amin'ny Festival de globos de La Loma 2010.

Jereo ny sary maro hafa ao amin'ny andian-tsary Hiperbarrio Flickr [5] .

Ireto ny sasany tamin'ireo sioka (nadikan'i Eduardo Avila):

HiperBarrio [6]: RT: @axelaforever acaba de salir el primer globo del evento es un carro de conduciones america #festiglobos10

RT: @axelaforever the first balloon of the event just took off. It is of a car with Conducciones América [a line of buses that services La Loma]
#festiglobos10

RT: @axelaforever, vao miainga ny balaonina voalohany tao amin'ilay hetsika. Izy ity dia toy ny fiara miaraka amin'ny Conducciones América [laharana bisy fitaterana miasa ao La Loma]

HiperBarrio: [6] Vamos a preguntarle a los asistentes: ¿Qué opinan de los globos y el medio ambiente? #festiglobos10

Let's ask the assistants: What do you think of the balloons and the environment? #festiglobos10

Andeha ho anontanina ireo mpanampy: Inona no hevitrareo momba ireo balaonina sy ny tontolo iainana?

Bus shaped balloon at the Festival de globos de La Loma 2010 [7]

Bisy natao endrika balaonina tao amin'ny Festival de globos de La Loma 2010

Convergentes: [8] Hace un rato salió un globo con la forma del bus de Conducciones América. #festiglobos10
A little while ago, a balloon took that had the shape of a Conducciones América bus #festiglobos10

Fotoana vitsy lasa izay, nisy balaonina iray toy ny bisy Conducciones América

Afaka mikaroka ireo sioka mifandraika amin'ny tenirohy # festiglobos10 ianao.

Nalefa mivantana an-tserasera tamin'ny alalan'ny horonantsary ilay hetsika:

http://www.ustream.tv/flash/video/3885653

Naka [9] horonantsary hafa momba ny Hiperbarrio Ituango izay nahitana  ny fandaharana ara-kolontsaina tao amin'ny Kolejy John Paul II Diocesan  ao Ituango i Blueandtanit: