- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Nikasa ny hihaino ny tanora i Pati Rakotomalala

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Marihina fa tamin'ny 8 Novambra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) [1] sy javascript ianao mba ahafahanao mijery ny horonantsary.

Pati Rakotomalala no nisolontena ny FOKO Madagascar [5] tany amin'ny Andron'ny Fifampiankinana [6] ny taona 2008 tany Bruxelles, Belzika mikasika ny maha zava-dehibe ny fihainoana ny tanora.

Nanolotra ny famelabelarana [7] momba ny traikefany tany Bruxelles i Pati nandritra ny fihaonana Barcamp voalohany indrindra teto Madagasikara.