Nikasa ny hihaino ny tanora i Pati Rakotomalala

(Marihina fa tamin'ny 8 Novambra 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy javascript ianao mba ahafahanao mijery ny horonantsary.

Pati Rakotomalala no nisolontena ny FOKO Madagascar tany amin'ny Andron'ny Fifampiankinana ny taona 2008 tany Bruxelles, Belzika mikasika ny maha zava-dehibe ny fihainoana ny tanora.

Nanolotra ny famelabelarana momba ny traikefany tany Bruxelles i Pati nandritra ny fihaonana Barcamp voalohany indrindra teto Madagasikara.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.