Tantara tamin'ny 17 Jolay 2018
Fanontaniana maro no mitambolina amin'ny setriny ataon'ny governemanta japoney amin'ny orambaratra, nahafaty olona an-jatony, tsy mbola nisy toy izany hatramin'izay
"Raha lasa mahazatra vaovao ny toetrandro tsy mahazatra, dia ahoana ny hiarovantsika ny tenantsika?"
Amerika Latina: Blaogera, Fiarakodia Ary Ny Zavamisy Amin'ny Fahitalavitra
[...] rehefa fantatry ny tontolom-bolongana kolombiana fa nandeha nitsangantsangana nandritra ny herinandro ho an'ny Chevrolet i Patton malaza, ny ankabeazanay dia tsy manao afatsy ny nitsiriritra azy ary nirary azy ho tsara mandroso tsara miverina.
Sivana ao Ozbekistan : Arakaraky ny Mampiovà Azy, Vao Mainka Ny Eo Ihany no Eo?

Niresaka tamin'i Oumida Akhmedova izahay nialohan'ny nahafatesan'ilay mpanao didy jadona Islam Karimov tamin'ny 2016. Mba nihatsara ve ny fiainan'ny mpanakanto hatramin'izay?
Inona no lazain'ny bilaogera momba ny ambanivohitr'India?
Rehefa namaky bilaogy samihafa aho dia matetika izany no milaza fa mampiseho ny fisainan'ny olona saranga antonony ny famahanana bilaogy ao India. Dia tena nieritreritra tokoa aho noho izany raha marina ny lazain'ny bilaogy Indiana mikasika ireo lohahevitra tsy momba ny sarangan'olona antonony na momba ny tanandehibe sy ambanivohitr'i India.
Vonona hiverina tany Pakistan ny praiminisitra teo aloha Nawaz Sharif sy ny zananivavy hampakatra ny raharaham-pitsarana iampangana kolikoly azy ireo
"Fivoarana lehibe eo amin'ny ady amin'ny kolikoly ity didim-pitsarana ity, ary tsy maintsy hoentina anaty boky izay nandroba ny firenena ireo mpanao kolikoly tsirairay avy"
Fantaro ireo mpandresy tamin'ny fifaninanana bilaogera Kenyana
Ny Global Voices dia nanolotra maimaim-poana ho an'ireo bilaogera enina mipetraka any Kenya ny fahafahana nanatrika ny Vovonana ho an'ny Fampitam-baovaon'olontsotra Global Voices 2012. Nifaninanana ny manoratra bilaogy 500 teny na latsaka momba ny lohahevitra hoe "Ahoana no fomba ahafahan'ny fampahalalam-baovaon'olontsotra manampy amin'ny fiarovana ny fifidianana am-pilaminana 2012-13 any Kenya".
Nikasa ny hihaino ny tanora i Pati Rakotomalala

Pati Rakotomalala no nisolontena ny FOKO Madagascar tany amin'ny Andron'ny Fifampiankinana ny taona 2008 tany Bruxelles, Belzika mikasika ny maha zava-dehibe ny fihainoana ny tanora. Nanolotra ny famelabelarana momba ny traikefany tany Bruxelles i Pati nandritra ny fihaonana Barcamp voalohany indrindra teto Madagasikara.