Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Oganda: Fikorontanana tamin'ny oram-pifaliana (Happy Hour), sy resaka hafa

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aogositra taona 2007)

Niteraka adihevitra tamin'ity herinandro ity ilay Ogandey bilaogera sady mpanakanto hip-hop Saving a Generation Endangered (S.A.G.E.) raha namelively izy tao amin'ny fanatrehana ny Bloggers Happy Hour (BHH) ao Ogandà nandritra ny antsafa Blogging a Blogger notarihan'ny Country Boyi:

He (S.A.G.E.) further lashes at the Blogger Happy Hour logo that describes Ugandan bloggers as “intelligent, witty, sexy and occasionally ridiculous.” He finds an alternative description for the Ugandan blogging scenario.

“I'll just call it the theatre of the absurd,” he says, “because the ‘best’ bloggers are the same guys that have been setting themselves the goddesses and gods -the idols they worship. They don't want anyone to make negative criticism about these goddesses/gods; the whole thing is basically absurd!”

Namely bebe kokoa tao amin'ny fangon'ny Blogger Happy Hour izy (S.A.G.E.) izay mamaritra ireo bilaogera Ogandey ho “marani-tsaina, manam-panahy, sexy sy mahatsikaiky indraindray.” Mahita famaritana hafa ho an'ny sehatra famahanam-bilaogy Ogandey izy.

“Hantsoiko fotsiny hoe teathran'ny hevi-dravina izany,” hoy izy, “satria ireo bilaogera “tsara indrindra” ireo ihany no nametraka ny tenany ho andriamanibavy sy  andriamanidahy – ny sampy izay ivavahany. Tsy tiany hisy olona hanao tsikera mivaivay momba ireo andriamanibavy/andriamanitra ireo, ny fototr'izany rehetra izano no hevi-dravina! “

Haingana avy hatrany ireo bilaogera namaly, na tamin'ny fanehoan-kevitra na tamin'ny bilaoginy ihany. Avy amin'i Dennis Matanda:

I fully understand that there is need to be open and direct – but to sour a club you found in existance is a little absurd. I was there for the first BHH and intend to keep going….

Fantatro tsara fa ilaina ny misokatra sy mivantana -saingy somary hevi-dravina (tsy misy dikany) ny manimba ny klioba izay natsanganao. Tao aho tamin'ny BHH voalohany ary mikasa hanohy foana …

Somary nalemy fanahy tamin'ny fihetsiny i Magoola, izay naka endrika taratasy tao amin'ny S.A.G.E.:

I am not sure what got into you, but broadcasting your ignorance as featured on Country boy’s blog is uncool. Not only is it played out, it’s disgusting….

Blogging is such self-indulgence that you shouldn’t be harboring such opinions about it. Besides for all the preaching you do, what were you doing at those Blogger Happy Hours held at a bar?

Tsy azoko antoka izay niditra taminao, saingy tsy mahafinaritra ny fampielezana ny tsy fahalalanao ao amin'ny bilaogin'ny Country Boy. Tsy vitan'ny hoe novitaina tanteraka, fa maharikoriko.

Tena famindrampo amin'ny tena tokoa ny ny famahanam-bilaogy ka tsy tokony hampiseho fanehoan-kevitra tahaka izany momba azy ianao. Ankoatra ny tatatata rehetra nataonao, inona no nataonao tamin'ireo ao amin'ny Blogger Happy Hours natao tao anaty bar?

Niaro an'i BHH i Cheri:

That’s why it’s called a blogger happy hour. They go there to meet Witty, intelligent, sexy and ridiculous people. People that will sit down and have a laugh at the end of the day. Oh, c’mon, they do it only once a month. Does it need to be a conference of sorts. Do we always have to discuss World Politics? It’s called a happy hour because we wanna just go to hang out. Not to wear hear phones and broker peace agreements.

Izany no antony antsoina izany hoe blogger happy hour (ora fifalian'ny bilaogera). Mandeha any izy ireo mba hihaona amin'ny olona tsara fanahy, mahira-tsaina, sexy sy mahatsikaiky. Ireo olona izay hipetraka sy hihomehy amin'ny hariva. Jereo, manao izany indray mandeha isam-bolana izy ireo. Mila atao karazana kaonferansa ve izany. Moa ve isika mila miady hevitra momba ny politika manerantany? Antsoina hoe ora falifaly izany satria te handehandeha mba hiresaka fotsiny isika. Fa tsy mitondra finday an-tsofina sy manao fifanarahana mitady fandriampahalemana.

Nahavita nahita mpanohana tao amin'i Phantom i S.A.G.E, izay naneho hevitra tamin'ny lahatsoratr'i Cheri:

i read SAGE’s blog and scoff at some of the things he says. but i also find some gems over there.

Mamaky ny blaogin'i SAGE aho ary maneso ny sasany amin'ireo zavatra lazainy. Fa mahita mahasoa ihany koa aho.

Tsy resahana intsony ny korontana amin'ny bilaogera, mitondra an'i S.A.G.E. sy ny BHH i Ivan no sady mibilaogy mivantana ny Ugandan Blogumentary, sarimihetsika fohy novokarin'ny mpianatra Danoà efatra tonga teto Ogandà tamin'ny volana Aprily:

Oh look its Sage, and Dee… and Rev returning the Nokia…and wrong-looking candle holders. Bad Mateos, BAD!!

Ladies and Gentlemen: Happy Hour!!

Jereo Sage, sy Dee… ary Rev mamerina ny Nokia izany… ary diso fijery amin'ireo mpihazona labozia. Naman-dratsy, RATSY !!

Tompokolahy sy tompokovavy: Happy Hour !!

Bilaogera mpila ravinahitra Kelly manintona ny saina momba ny lahatsary fanadihadiana iray hafa navoaka vao haingana:

Yesterday they had a show on called “Return to Uganda”. It featured a young (strikingly beautiful) Canadian/Indian journalist whose parents were expelled from Uganda by Idi Amin when she was a child returning to the family home and taking stock of current race relations and politics between Asian Ugandans and Black Ugandans. If you have any interest in Uganda it was a great little special. Paul got really angry watching it, especially when Idi Amin's son, Taban Amin, was being interviewed. It brought tears to my eyes to see the recent violent riots on television. Filmed after the Mabira Forest riots in Kampala, it was the first time I had actually seen video footage of the anti-Asian protestors in action, burning cars and beating up Indians. Crazy to think that is my little Kampala. You can supposedly watch the special on YouTube.

Nanao fampisehoana antsoina hoe “Miverina any Oganda” izy ireo omaly. Nanasongadina tanora mpanao gazety Kanadianina / Indiana (tsara tarehy mahagaga) izany izay noroahan'i Adi Amin hiala tao Oganda ny ray aman-dreniny fony izy mbola zaza niverina tany amin'ny tranom-pianakaviana ary nijery ny fifandraisana ara-poko sy ara-politika teo amin'ireo Ogandey Aziatika sy ny Ogandey Mainty. Raha liana momba an'i Oganda ianao dia tsy dia misy dikany manokana izany. Tezitra mafy i Paul nahita izany, indrindra rehefa nohadihadiana ny zanaka lahin'i Idan Amin, Taban Amin. Nampirotsaka ny ranomasoko izany mba hahita ireo fikomiana mahery vaika vao haingana tamin'ny fahitalavitra. Nalaina taorian'ny korontana Mabira Forest tao Kampala, sambany aho no nahita horonantsary ahitana mpanao fihetsiketsehana anti-Aziatika tamin'ny fihetsiketsehana, nandoro fiara ary nidaroka Indiana. Lasa adala mieritreritra fa i Kampala keliko izany. Azonao atao ny mijery ny fandaharana manokana ao amin'ny Youtube.

Ary i Iwaya no nanakatona ny herinandro tamin'ny fanomezam-boninahitra an'i Sam Cooke:

Switch that phone off. Let the curtain drapes down or throw them off! Fix me that drink. Hey, take off your shoes and let your feet get some air. Ain’t no need to be formal here. Cooke is in the house. I have been listening to Cooke since the beginning of this week. I have been reveling, drinking in, marveling, sitting back and then jumping up and stomping to a voice so pure, so rich, so varied, so beautiful, I can hardly believe it has taken me this long to listen to Cooke.

Vonoy io telefonina io. Avelao ny ridao hianjera na hatsipazo! Omeo ahy ity zava-pisotro ity. Eh, esory ny kiraronao ary avelao ny tongotrao haka rivotra. Tsy voatery hanaraka harifenitra rehefa eto. Ao an-trano ny Cooke. Nihaino an'i Cooke aho hatramin'ny niandohan'ity herinandro ity. Nifalifaly aho, nisotro, nandrevirevy sy nipetraka ary avy eo nitsambikina sy nidradradradra tamin'ny feo madio fatratra, manankarena fatratra, tena isan-karazany, tena mahafinaritra, saika tsy nino aho fa mila fotoana ela tahaka izao ny mihaino an'i Cooke.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.