Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

15 Jolay 2018

Tantara tamin'ny 15 Jolay 2018

Voces Bolivianas: Ny hoavin'ilay tanàna zandriny antsoina hoe El Alto

Nanomboka ny sary-sy-soratra mitondra ny lohateny hoe "Ny Hoavin'ny Tanànan'i El Alto" ireo bilaogera avy amin'ny vondrom-piarahamonina virtoaly Jaqi Aru, izay nanaparitaka ny teny Aymara tao amin'ny aterineto tamin'ny alàlan'ny famoronana ny votoatin'ny fampitam-baovao nomerika.

Fitaovam-baovao: Onjam-peo mivantana amin'ny bisikileta 

Mitondra fahafahana miditra amin'ny aterineto ho an'ireo vondrom-piarahamonina izay tsy nahazoana fifandraisana teo aloha ny fitaovana fanavaozana ao Colombia sy Bangladesh . Hijery ireo bisikileta Wi-Max ao Medellin sy ireo kioska Aterineto amin'ny finday any Bangladesh isika.

Tsy Misy Taratasy, Tsy Misy Jiro, Tsy Misy Vaovao: Mbola Mihamafy Hatrany Ny Fanarahamaso Ny Vaovao Ao Venezoelà

Taorian'ny fanakanana an'ireo vohikala misy vetaveta, nohamafisin'ny governemanta venezoeliàna ny fanarahamaso nataony an'ireo media mahazatra sy ara-tsosialy. Matroka ny hoavin'ny fahalalahana mahazo vaovao.

Tanzania: Bodoin'i Obama Ny Tontolom-bolongana Swahili

Na manohana an'i Obama aza aho, heveriko fa mbola aloha loatra izao ny hisainana ny fampidirana azy ho ao anaty lisitr'ireo filoham-pirenena amerikana lehibe indrindra. Ry Chemi anabaviko, mila manaporofo izany izy mandritra ny fotoana itondrany ary aorian'izay isika vao afaka hiresaka an'io.