Tantara tamin'ny 11 Jolay 2018
Martinika: Ny Mafaitra Taorian'ny Nandefasana ilay Fanadihadiana Mikasika An”Ireo Andriana Farany”
Hatramin'ny nandefasana tamin'ny 6 Febroary, ny fanadihadiana farany mikasika an'ireo Békés, Ireo andriana farany tao Martinika, dia sahala amin'ny toa notetezin'onja sosiolojika ireo Antilles frantsay.
Goianà : Tondradrano sy adihevitra
''Ny Goianà (aza afangaro amin'ny Goiana (Guyane) dia vao haingana no niaina tondradrano mahery vaika, izay niteraka faharavàn'ny fambolena sy ny biby fiompy ary niteraka ihany koa hatezerana teny anivon'ireo blaogera. ''
Tao Brazilià, Indiana An'aliny Avy Ao Brezila ”Namindra” Hanohitra ny Governemanta Temer
Nitombo indray ny tanjaky ny tsindry ara-bola ataon'ny indostria momba ny sakafo hatramin'ny 2016 nahatongavan'ny filoha Temer eo amin'ny fitondrana, izay niteraka resabe.
Bolivia: Obeliska simenitra sy balaonina feno rano mangatsiaka
Tanàna sy tanàn-dehibe maro no tao an-tsain'ireo bilaogera Boliviana vitsivitsy tamin'ity herinandro ity. Tamin'ny volana desambra 2006, nanakodia ny karipetra mena ny tanànan'i Cochabamba ary nampiantrano fihaonambe ho an'ireo filoham-pirenena Amerikana.
Tsy hoe miafina fatratra mandrakitra ny zavatra ataon'ireo mpiserasera izany ny fakàntsary amin'ny finday Shinoa

Ity endrika ity dia nanome fahatsapana mivaingana ho an'ny mpampiasa finday Shinoa mikasika ny fotoana sy ny fomba hanaraha-maso azy ireo.
Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 2 Jolay- 8 Jolay 2018?

Nandritra ny herinandron'ny 2 Jolay ka hatramin'ny 8 Jolay 2018, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 203 ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Ny laharana faha 19 ao amin'ny lisitra ve ? Madagasikara. Ary ny faha 114 ? Timor-Leste.
Nibedy an'i Maldiva ireo mpanara-maso ny fahalalahan'ny gazety
Vao haingana ireo mpanaramaso ny fahalalahan-gazety iraisampirenena lehibe no nibedy an'i Maldiva noho ny zava-bita ratsy indrindra eo amin'ny fahalalahan-gazety ao amin'ny firenena Ranomasimbe Indiana.
Tabataba be ao Zimbaboe
Maro ny adihevitra tao Zimbabwe nandritra ny herinandro lasa. Resabe tsy misy dikany, izany no misy. Ny fivoarana lehibe indrindra amin'ny vaovao navoakan'ny firenena dia i Gideon Gono, governora mampiadihevitra ao amin'ny banky foiben'i Zimbabwe izay namoaka fanambarana ara-bola efa nandrasana mafy tamin'ny herinandro lasa teo.
Miangaly rap momba ny fampahalalam-baovaon'olontsotra i Jorge Jurado

Iray amin'ireo tanora miisa eo amin'ny 20 eo ho eo ao amin'ny sarangan'ny mpiasa ao amin'ny fokonolona ambanivohitra ao San Javier La Loma izay nanangana ny vondrona fampitam-baovaon'olontsotra" ConVerGentes." i Jorge. Anisan'ny iray amin'ny vondrona telo izay ao anatin'ny tetikasa fanentanana lehibe indrindra HiperBarrio izy ireo.