- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ankarihary: Farihy Mahamenatra [Lahatsary]

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Marihina fa tamin'ny 01 May 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) [1] sy javascript ianao mba ahafahanao mijery ny horonantsary.


Nampiseho ny loto tao amin'ny Farihy Ankarihary eo akaikin'ny afovoan-tanàn'Antananarivo ny bilaogera FOKO sady mpikambana iray ao amin'ny Firenena Mikambana Patricia [5]. Nalefa tany amin'ny fifaninana  MySpace ‘Alaivo Sary ny Olanao’ [6] ilay lahatsary. Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Patricia ao anatin'ny rakipeo manokana [7] tamin'ny 26 aprily 2008.