Ankarihary: Farihy Mahamenatra [Lahatsary]

(Marihina fa tamin'ny 01 May 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy javascript ianao mba ahafahanao mijery ny horonantsary.


Nampiseho ny loto tao amin'ny Farihy Ankarihary eo akaikin'ny afovoan-tanàn'Antananarivo ny bilaogera FOKO sady mpikambana iray ao amin'ny Firenena Mikambana Patricia. Nalefa tany amin'ny fifaninana  MySpace ‘Alaivo Sary ny Olanao’ ilay lahatsary. Fantaro bebe kokoa ny momba an'i Patricia ao anatin'ny rakipeo manokana tamin'ny 26 aprily 2008.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.