Tantara tamin'ny 10 Jolay 2018
Misaona indray ny Kashmirita rehefa nitifitra tamin'ny mpanao fihetsiketsehana ny tafika indiana, ary nahafaty telo
Anisan'ny maty tamin'izany ny zazavavy 16 taona iray antsoina hoe Andleeb Jan.
Maraoka: Ny Fetiben'ny hira masina manerantany ao Fez
Satria efa akaiky ny Fetiben'ny Mozika Masina Manerantany faha-14 fanao isan-taona ao Fez - mizara ny zava-niainan'izy ireo tamin'ny fetibe tamin'ity taona ity ireo bilaogera Maraokana ao an-toerana sy ireo mpandehandeha.
Mitendry i Torkia….ny fifaninanan-kira Eurovision
Na dia mbola misy aza ny hetsi-panoherana ny filoham-pirenena manerana an'i Torkia, dia nieritreritra aho fa amin'ny lahatsoratra amin'ity herinandro, mety tsy hitovy hevitra amin'ny vinavina somary lehibe kokoa sy mampiala voly eo amin'ny kolontsaina Tiorka isika .... ny Fifaninanan-kira Eurovision!
Ny zava-nitranga tao Koety
Nankafy ny toetr'andro mahafinaritra i Koety tamin'ity herinandro ity. Marobe ireo olona nanararaotra izany sy nandeha nitsangatsangana tany amin'ny tany efitra.
Bahrain: Navotsotra ilay bilaogera rehefa nandoa onitra!
Bilaogera Bahrainita malaza Mahmood Al Yousif namaritra ministra iray ho 'adala'. Nitory ity bilaogera ity avy eo ilay minisitra, ka nampanantsoin'ny CID izy omaly.
Nandao ny Toerana Naha-Tonia Mpamoaka Vaovao Azy i Lauren

Hiatrika fanamby aminà asa iray vaovao ny tonia mpamoaka vaovao, Lauren Finch. Tsy veloma io fa "mandrapihaona" !
Taridia an'i Eoropa hoan'ny mpifindramonina sy ny mpialokaloka
"Europa: fampidirana voaravaka an-tsarin'i Eoropa hoan'ny mpifindramonina sy ny mpialokaloka" milaza ny tantaran'ny fifindramonina tao Eoropa amin'ny alalan'ny lopin'ny ady sy ny fifindra-monina.
Bilaogin-tsakafo: Pata de Cerdo avy eo Espaina, Katsu Kisoa avy ao Japana ary Kisoa nendasina miaraka amin'ny Cincaluk avy ao Malezia
Bilaogin-tsakafo mifantoka amin'ny fampiasana kisoa ho an'ireo endrika nahandro matsiro samihafa manerantany.
Ankarihary: Farihy Mahamenatra [Lahatsary]

Nampiseho ny loto tao amin'ny Farihy Ankarihary eo akaikin'ny afovoan-tanàn'Antananarivo ny bilaogera FOKO sady mpikambana iray ao amin'ny Klioban'ny Firenena Mikambana antsoina hoe Patricia . Nalefa tany amin'ny fifaninanana MySpace 'Alaivo Sary ny Olanao' ilay lahatsary .