Tantara tamin'ny 09 Jolay 2018
Voces de Mujeres [Feon'ireo vehivavy]: “Fihetsika Revolisionera Ny Fandraisam-pitenenana”
"Adihadianay ny fiantraikan'ny miralenta eo amin'ny fomba fitantaranay [...] amin'ny fakàna teknolojia mba hampisongadinana ny andraikitra maha-mpanova izay iantsorohanay"
Hampisy hantsana nomerika bebe kokoa eo amin'ny lahy sy ny vavy ity hetran'ny media sosialy ao Ogandà ity

Raha mba mihaino fotoana vetivety monja ny hiakan'ny vahoaka Ogandey -- izany nitabataba mafy sy mazava hatramin'ny nampiharana ilay hetra tamin'ny voalohany jolay -- moa ny mpikambana amin'ny parlemanta, ireo mpanolotsainan'ny filoha maro dia maro ary ny minisitry ny teknolojiam-baovao, dia efa nofoanany ity hetra ity.
Andian-jiolahy Sy Ady Ara-Barotra : Karazana Meksika Ahoana No Andrasan'ny Filoha Vaovao ?
"Amin'izao fotoana izao any Meksika, tsy amin'ny alàlan'ny fitaovam-piadiana no hahatongavana eo amin'ny fitondràna, fa ny fitaovam-piadiana no mifehy ny fidirana eo amin'ny fitondràna. "
Milaza ny Ogandey hoe #NoToSocialMediaTax fa manambaka ny vehivavy, ny tanora ary ny mahantra io

Milaza ny Ogandey hoe #NoToSocialMediaTax satria tsy mifanaraka amin'ny lalampanorenana izany ary mampitombo ny fahantrana, manao ho lasibatra ny tanora ary mampitombo ny hantsana nomerika.
#NoToSocialMediaTax: Miaraha amin'ny Global Voices hanohitra amin'ny alalan'ny tweetathon ny hetra fampiasana media sosialy ao Ogandà anio 9 jolay 2018

Maimaimpoana ny fahafahana fa tsy mila andoavan-ketra. Tohanan'ny Global Voices ny fanentanana #NotoSocialMediaTax ao Ogandà.
Arabiska: Bilaogera Iray Nosamborina.. Mbola Misy 1000!
Toy ny tsy misy ny herinandro tsy misy olana ho an'ireo Ejipsianina sy ny bilaogerany.
Karaiba: Mitodika Amin'i Mumbai ny Maso
Firenena telo any Karaiba, Guyana, Suriname, ary Trinité sy Tobago no ahitana olona marobe indrindra manana fiaviana indiana ao amin'ny mponina ao aminy... Tsy misy fahagagana, marobe ireo mponina ao Karaiba sy ireo blaogera no nanaraka akaiky an'ireo fampihorohoroana vao haingana tao Mumbai, tanaty horohoro sy alahelo be.
Teny 5 fampiasa matetika amin'ny fiteny Bisaya, ny fiteny ao Cebu
Be mpampiasa ny teny Anglisy ao Filipina, saingy ilainao fantarina ihany ny teny vitsivitsy amin'ny fiteny ao an-toerana.
Fampahafantarana ny fiteny Tz'utujil ao amin'ny media sosialy

Izany dia nanomboka tamin'ny vondrona sy ny pejy Facebook ho an'ny tetikasa vatsiana ara-bola tao San Juan La Laguna, Goatemalà izay niara-miasa tamin'ny tanora tao an-toerana mba hamelona indray ny fiteny T'zutujil Mayana amin'ny alàlan'ny fampiasana ny media sosialy. Manoratra momba ireo hetsika ireo i Israel Quic.