Tantara tamin'ny 07 Jolay 2018
Antomotra ny Fifidianana ao Mali, Maivana ny Tombana Ho An'ny Fepotoam-piasàna Voalohany Nitondràn'i Ibrahim Boubacar Keïta
Zon'ireo Maliàna ny manontany tena momba izay tena niafaran'ireo vola an-davitrisa notapahan'ny tao amin'ny antenimieram-pirenena homena ny tafika [ho fiatrehana ny loza mitatao ateraky ny djihadista]
Vohitra Ségou : Fahendrena Anatin'ny Ohabolana Bambara

Rihitra itambaran'ireo fahendrena iraisan'ny maro ireo ohabolana bambara, ilay teny ampiasain'ny maro sy takatry ny rehetra ao amin'ny firenena, ary indrindra fa ao amin'ny faritr'i Ségou toerana anofanan'ny tetikasa Ségou Villages Connection ireo olona ao am-bohitra mba hahafehy ny fikirakiràna ny aterineto. Hita any anaty Twitter sy bilaogy ihany koa ireny ohabolana ireny.
Jamaika : 46 Taona ny Fahaleovantena (2008)
Nisy fahombiazana, nisy tsy fahatomombanana, nisy fandrosoana niteraka faharisihana ary nisy koa ny setriny nandiso fanantenana. Mila maka fotoana isika handinihantsika ny tenantsika. Tsy maintsy raisintsika ny fanapahankevitra hanorina miainga avy amin'ny fahombiazantsika sy hirotsaka indray amin'ireo kianja izay naharesy antsika
Manoloana ny fahafatesana nateraky ny herisetra manerana ny firenena, mitady fiarovana tsara kokoa ny Nizeriana
Tompon'andraikitra tamin'ny fitomboan'ny isan'ny fahafatesana feno herisetra tao amin'ny firenena ny fikomian'ny Boko Haram, ny fifandonana eny amin'ny kaominina, ny asan-jiolahy ary ny endrika fifandonana hafa. Hatramin'ny volana Janoary 2018, olona 1 813 no novonoina nanerana ny fanjakana 17 - avo roa heny noho ny tamin'ny taona 2017 tany Nizeria.
Teny : Famokarana Sarimihetsika Amin'ny Teny Afrikàna

Fomba iray mahomby ho fitahirizana ireo teny sy hisorohana ny fanjavonany tanteraka ny fampiroboroboana ny famokarana sarimihetsika amin'ny fiteny afrikàna. Natao ny 2 hatramin'ny 5 Oktobra 2010 tao Akure, Nizeria ny andiany faha-5 amin'ny Fetiben'ny Sarimihetsika amin'ny Fiteny Afrikàna.
Goatemalà: 30 Jona, andro mila tsarovana
Isan-taona rehefa 30 jona, mankalaza andro fety ny Goatemalteka, rehefa manao matso ao afovoan-tanàna ny Tafika Goatemalteka. Niavaka ny tamin'ity taona ity satria ny bilaogera no tena mpitatitra ny lanonana, sy niatrika zava-tsy fahita firy.
Repoblika Tseky, Andian-Taranaka Vaovao Manohy ny Tolona Fanoherana ny Arintany

"Manoloana an'ireo mpanapaka hevitra izay voageja foana ao anatin'ny boribory vetavetan'ny arintany sy ny nokleary, tena ilaina dia ilaina tokoa ny manangana hetsika matanjaka ho an'ny toetrandro iarahana amin'ny erantany."
Palestina: Deir Yassin, notsarovana in-60 mihoatra
Manamarika ny fandripahan'olona tao Deir Yassin, izay namonoan'ny kômandôn'ny Irgun (tarihin'i Menachem Begin) sy ny Stern Gang vao maraimbe ireo Palestiniana miisa 100 tany ho any ny andron'ny 9 avrily [1948]. Mahatsiaro izany ny bilaogera
Belarosia: Fety iray, karazany ihany
Mitamberina amin'izay lazain'ny bilaogera sasany amin'ny fetin'ny fahaleovantena miisa telo i Mikhail Larchanka, ary tafiditra amin'izany ny ofisialy, dia ny amin'ny 3 jolay.
Kyrgyzstan: Fitsapan-kevi-pirenena, vehivavy mpitsikilo tao amin'ny parlemanta
Niresaka tamim-pivitrihana ny vokatry ny fanadihadiana nasionaly notarihan'ny Ivon-toerana Repoblikana Iraisam-pirenena tamin'ny volana Mey 2007 ny tontolon'ny bilaogy Kyrgyztan, izay mponina Kyrgyz 18 taona no miakatra teo amin'ny 1500 teo no nandray tamin'izany fanadihadiana izany.