04 Jolay 2018

Tantara tamin'ny 04 Jolay 2018

Fiovàn'ny Mpitantana Ny Lingua Alemàna

Blaogim-Piarahamonina GV  04 Jolay 2018

Aza adino ny manaraka ny asa fandikàna ataon'ny Lingua Alemàna, ao amin'ny Facebook sy Twitter, ary mandrisika anareo izahay hizara ny takelaka fisoratana ho mpandray anjara raha misy olona fantatrao fa liana te-hanatevina laharana ny tarika mpandika lahatsoratra!

Arzantina: Ny fitrohana hira sy ny fanodikodinam-baovao

  04 Jolay 2018

(Marihina fa tamin'ny 25 May 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy) Nampahafantatra tamin'ireo mpamaky ny gazety tao Arzantina fa nanao fifanarahana tamin'i CAPIF, ilay orinasa misolo tena ireo orinasan'ny famokarana hira ao Arzantina ireo mpisera aterineto sasany mba handoa vola ho onitr'ireo hira nalain'izy ireo tsy ara-dalàna tao amin'ny aterineto. Asehon'izany...