Tantara tamin'ny 02 Jolay 2018
Noho ny lalàna manohitra ny fifindra-monina, miha-mihena ny sehatra ho an'ny fiarahamonim-pirenena ao Hongria
Miatrika fiampangana miely patrana ireo lalàna vaovao nolanian'ny parlemanta ao Hongaria vao haingana izay manameloka ireo vondrona manampy mpifindra-monina.
Q'eswachaka, ilay tetezana Inca hany sisa mampifandray ny vondrom-piarahamonina
Isan-taona amin'ny volana Jona, vondrom-piarahamonina ambanivohitra Peroviana miisa efatra avy any Cusco no mivondrona miaraka amin'ny fanavaozana ny Q'eswachaka, tetezana Inca farany .
Nidina an-dalambe am-pilaminana ny Ogandey ho fanoherana ny famonoana olona manao ho lasibatra ny vehivavy
Ary dia nanao ny dia(be) aho. Ho fahatsiarovana azy ireny, tsy nahazo rariny ry zareo ary mbola tsy nisy ny voatazona ho tompon'antoka tamin'ny fahafatesana mampaha-marikoditra nahazo azy ireny. Fa omeko voninahitra ry zareo.
Ireo vehivavy ao ambadiky ny “Revolisiona Vilory” ao Armenia
Tsy nanao hetsi-panoherana ho an'ny fanovàna governemanta ihany ireo vehivavy an'arivony izay nidina an-dalambe tany Armenia nandritra ny 40 andro tamin'ity lohataona ity, fa koa ho an'ny zon'izy ireo ao amin'ny fiarahamonina nentin-drazana anjakazakan'ny lehilahy.
Iran: Abtahi mpitarika reformista tsaraina

Anisan'ireo ampolony manohitra ny voka-pifidianana tamin'ny 12 jona 2009 teo ilay bilaogera mpitari-dalana sady filoha-lefitra reformista Mohmmad Ali Abtahi.