Azerbaijana: Nolavina ny fangatahana ny fampakarana ny raharaham-pitsarana ho an'ireo bilaogera mpikatroka

(Marihina fa tamin'ny 11 Aogositra 2009 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Notaterin'ny ny Media Helping Media ny fandavana ny fampakarana ny raharaham-pitsarana an'i Adnan Hajizade sy Emin Milli, bilaogeran-dahatsary roa sady mpikatroka ho an'ny tanora, izay notanana am-ponja vonjimaika tany Azerbaijan, noho ny antony izay heverin'ny maro fa ara-politika .

Natao ny fitoriana farany mba hampakarana ny raharaha momba ny fanitsakitsahana ny zon'izy ireo ho tsy meloka raha tsy misy ny porofo avy amin'ny sampan-draharaha misahana ny fampiharana ny lalàna raha mbola tsy nisy akory ny fanadihadiana sy ny fitsarana ara-dalana natao.

Le procès doit se tenir aux alentours du 8 septembre ou le jour-même. S'ils sont jugés coupables, les jeunes hommes risquent une peine de prison de deux ans et demi.

Le Mouvement de la jeunesse OL! a annoncé le rejet de l'appel sur Twitter. L'un des deux accusés, Adnan Hajizadeh, est un des fondateurs du groupe.

Nokasaina hatao manodidina ny 8 Septambra 2009 na tamin'io andro io ny fitsarana. Raha hita fa meloka izy ireo, dia mety ho voasazy roa taona sy tapany an-tranomaizina  ireo zatovolahy.

Nambaran'ny Hetsiky ny tanora OL! tao amin'ny Twitter fa nolavina ny fampakarana ny raharaha . Ny iray tamin'ireo voampanga roa, Adnan Hajizadeh, no mpanorina ny vondrona.

ol_tweet

Aujourd'hui à 15h30, la Cour de Sebail doit examiner l'appel d'Adnan Hajizade et Emin Milli, concernant la violation de leur présomption d'innocence.

Androany amin'ny telo ora tolakandro, ny Fitsarana ao Sebail dia handinika ny fampiakarana ny raharaha nataon'i Adnan Hajizade sy Emin Milli, mikasika ny fanitsakitsahana ny ny zon'izy ireo ho tsy meloka raha tsy misy ny porofo.

Nandà ny fangatahana ny fitsarana .
Nandritra izany fotoana izany, nanambara ny bilaogin'ny fikambanana OL! fa niara-nivondrona tamin'ny fikambanana mihoatra ny am-polony hafa sy ny vondrona iraisam-pirenena ny hetsiky ny tanora albaney Mjaft! tamin'ny fanamelohana ny fisamborana ireo bilaogera mpikatroka.

Mjaft remarque qu'aujourd'hui, il ne s'agit pas simplement de critiquer la situation, mais plutôt d'apporter un soutien direct à ceux “qui défendent les valeurs en lesquelles nous croyons tous.” L'organisation Mjaft déclare ainsi son soutien à Adnan et Emin: “il ne s'agit pas d'une bataille isolée menée par des activistes azéris. C'est une bataille commune visant à rompre avec notre héritage politique passé.”

Nanamarika ny Mjaft fa tsy resaka fitsikerana fotsiny ny toe-draharaha no atao, fa indrindra ny fanohanana mivantana an'ireo izay “miaro ny soatoavina izay inoantsika rehetra.” Nanambara ny fanohanany an'i Adnan sy i Emin ny fikambanana Mjaft : “Tsy ady manokana ho an'ireo mpikatroka Azeri izy ity fa ady iraisana handravana ny lova ara-politikantsika taloha.”

Nanaraka akaiky ny raharaha ny fikambanana iray hafa, dia ny Reporters Sans Frontières izay nandefa ny vaovao momba ny fandavana ny fampakarana ny raharaha tao amin'ny bilaoginy. Naneho ihany koa ny fisalasalany momba ny maha ara-dalàna ny raharaha anenjehana ireo lehilahy roa ireo izy.

Les deux blogueurs ont été emprisonnés pour une durée de deux mois en attendant leur procès, sur la base de charges clairement fallacieuses de hooliganisme. Selon des sources diplomatiques, le Président Ilham Aliyev les a qualifiés de “hooligans”, à l'occasion d'une réunion avec une délégation officielle de l'Organisation pour la Sécurité et la Coopération en Europe.

Les deux blogueurs n'ont toujours pas été autorisés à recevoir de la visite des membres de leurs familles depuis leur arrestation le 8 juillet 2009. L'audition a eu lieu à huis-clos. L'avocat de Zadeh, Isakhan Ashurov, a déclaré qu'il ferait appel de la décision .

Nampidirina am-ponja nandritra ny roa volana ireo bilaogera roa mandra-piandry ny fotoam-pitsarana azy ireo izay mifototra amin'ny fiampangana noforonina tamin'ny fandrobana. Araka ny loharanom-baovao diplaomatika, niantso azy ireo ho “jiolahimboto” ny Filoha Ilham Aliyev, nandritra ny fihaonana tamin'ny delegasiona ofisialy avy amin'ny Fikambanana ho an'ny Fiarovana sy ny Fiaraha-miasa any Eoropa.

Tsy mbola navela notsidihan'ny fianakaviany ireo bilaogera roa hatramin'ny nisamborana azy ny 8 Jolay, 2009. Tsy azo natrehana ny fitsarana. Nilaza ny mpisolovava an'i Zadeh, Isakhan Ashurov, fa hampiakatra ilay didy izy.

Nandritra ny antsafa niarahana tamin'ny Global Voices, nilaza i Bart Woord, Sekretera Jeneralin'ny Federasiona Iraisam-pirenena ho an'ny Tanora Liberaly (IFLRY), fa raha araka ny heviny dia efa vita mialoha ny fanapahan-kevitra tamin'ny fanamelohana ireo bilaogera mpikatroka roa higadra roa ka hatramin'ny telo taona an-tranomaizina .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.