(Lahatsoratra teny anglisy nivoaka tamin'ny jona 2009)
Mbola niroso dingana mankany amin'ny manasa-dalan'ny Amboaran'ny Konfederasiona ihany i Ejipta taorian'ny fandresena Ejiptiana 1-0 manoloana an'i Italia, tompondaka manerantany. Taorian'ny lalao, maro ireo Ejiptiana nidina an-dalambe mampaneno ny anjomaran'ny fiara amin'ny sasakalina. Lasa feno fiara ny arabe izay nalalaka nandritra ny lalao. Hita mikirazorazo amin'ny varavarankelin'ny fiara mandeha ny tanora lahy, mifalifaly sy manofahofa ny saina Ejiptiana.
Saika feno tahaka ny arabe ejiptiana tahaka izany ihany koa ny Twitter, saingy nisy ny sioka nandritra ny lalao, tahaka ny taorian'ny lalao ihany koa. Nanomboka nihabetsaka ny sioka taorian'ny baolina voalohany tafiditr'i Ejipta tamin'i Italia:
@Shokeir: الهدف الأول لمصر —- مصر واحد .. إيطاليا صفر
@Shokeir Baolina voalohany tafiditr'i Ejipta … Ejipta Iray … Italia Nil
@diptychal: Did Egypt really just score a goal against Italy? Who are these people and what did they do with our football team?
Nahatafiditra baolina tamin'i Italia tokoa ve i Ejipta ? Iza izany olona izany ary inona no nataony tamin'ny ekipam-pirenentsika?
Naneho ny heviny tamin'ny lalao ihany koa ny tsy Ejiptiana ary mazava loatra fa tao koa ny Italiana.
@sleon: Egypt again surprise the world, leading 1-0 against Italia.
Nanampoka izao tontolo izao indray i Ejipta, nitarika nanoloana an'i Italia
@andresgalarza: Egypt looking very, very solid. They're beating Italy 1-0.
Hita ho tena, tena matanjaka i Ejipta. Nandavo an'i Italia ry zareo.
Ampy ireo sioka mifandraika amin'ny lalao ireo hahatonga an'i Ejipta ho iray amin'ireo lohahevitra ironana ao amin'ny twitter.
@Shokeir: Egypt is on trending topics in tweeter.
Ao amin'ny lohahevitra ironana amin'ny tweeter i Ejipta
Nandritra ireo minitra farany tamin'ny lalao, tsy mahandry ny kiririoka farany avy amin'ny mpitsara avokoa ireo Ejiptiana mpiondana rehetra.
@nawaranegm: هو الماتش خلص؟
@nawaranegm: Tapitra ve ny lalao?
@Zeinobia: @nawaranegm not yet
Tsiambolana
@nawaranegm: خمس دقايق
@nawaranegm: Dimy minitra fanampiny
Ary tondraka sioka an-tserasera amin'izao ny kiririokan'ny mpitsara.
@Shokeir@: مبرووووووك .. مصر واحد .. أيطاليا صفر — ماتش رعب
@Shokeir: Arahabaina e! … Ejipta iray, Italia Nil … Lalao izany an!?
@Lastoadri: أنا حقيقى مش مصدقة ان مصر كسبت إيطاليا
@Lastoadri: Mbola tsy mino aho hoe nandresy an'i Italia i Ejipta.
@Zeinobia: We won we won we won Italy
Nandresy isika nandresy isika nandresy izahay ry Italia
@BooDy: مش عارف اقول ايه، احنا كسبنا إيطاليا يا جدعان !
@BooDy: Tsy hitakoi zay holazaina, nandavo an'i Italia isika ry zalahy!
@diptychal: Egyptians are about to take to the streets cause the only thing that actually galvanizes us is winning a football match
Midina an-dalambe ny Ejiptiana satria ny antony tokana mba mamelombelona antsika dia ny mandresy amin'ny lalao baolina fandaka
@embee: Okay… Winning was actually kind of cool.. Mommy screamed her head off for 40 seconds straight LOL
Eny ary… mahafinaritra tokoa izany mandresy… NIhiaka tao anatin'ny 40 segondra katroka i Mama TPT
@Zeinobia: Americans beware from the Egyptian National team
Tandremo ny ekipam-pirenena Ejiptiana ry Amerikana
@Zeinobia: Egyptians are so proud and happy with their wonderful football national team.
Afa-mirehareha sy sambatra tokoa ny Ejiptiana amin'ny akipam-pirenen-dry zareo mahafinaritra
@HalaGorani: I stand corrected! Egypt beats Italy in the Confed Cup. Wow.
Nijoro fay aho! Noresen'i Ejipta i Italia amin'ny Konfed. Oao.
@jpierre: EGYPT WON!!! WE WON!!! Unbelievable. Can't wait for Italy vs Brazil!!! Hard luck Azuris
Nandresy i Ejipta!!! Nandresy izahay!!! Tsy mampino. Tsy mahandry ny fihaonan'i Italia sy i Brezila!!!
@Shokeir: Changing the profile picture to Egypt flag
Manova ny sarintavany ho sainam-pirenen'i Ejipta
@embee: Friend of mine watched the match in germany in an Italian Icecream shop.. bit suicidal 😀
Nijery ny lalao tany Alemaina tao amin'ny fivarotana gilasy italiana ny namako… Famonoan-tena ihany an 😀
@BentMasreya: I AM HAPPYYYYYYY.. WE WON.. GO EGYPT GO!
Faly aho… Nandresy izahay… Alefa Ejipta alefa!
@gr33ndata: We are the champions. Egypt vs Italy – 1:0
Izahay no tompondaka. Ejipta vs Italia 1:0
@mshakour: YES! Egypt! Arrivederci Italia!
@Sandmonkey: I am still unable to comprehend that we just beat Italy. ITALY. The world club winner. WTF? GO EGYPT!
Mbola tsy mety tonga saina ihany aho hoe nandresy an'i Italia isika. ITALIA. Ilay ekipa tompondaka manerantany. Ahoana raha? Alefa Ejipta!
@Lastoadri: طب ايه؟ كسبنا وفرحنا. بيتك بيتك. كل واحد على شغله، على مذاكرته أو نومه. ماينفعش نضيع الوقت فى الكلام ع الماتش يا مصريين. فين الهمه فى المهم؟
@Lastoadri: Eny, nandresy sy noarahabaina kely isika. Ankehitriny isika miverina amin'ny asany, fianarany na matory. Tsy afa-mandany ny fotoanantsika amin'ny lalao iray isika.
@Zeinobia: It seems that Cairo won't sleep tonight , I won't be able to sleep tonight because of the cars horns
Toa tsy hatory i Kairo anio alina, tsy ho afa-matory aho noho ny anjomaran'ny fiara
@Shokeir: خبر فوز مصر على إيطاليا يتصدر الأنباء في نشرة أخبار العربية
@Shokeir: Ejipta nandresy an'i Italia no lohahevitra voalohany ao amin'ny lohatenin'ny fantsom-baovao Al Arabiya
@amansour87: شاب مصري بيعلق علي المباراة في الجزيرة : إيطاليا حبت تأكلنا بيتزا … أكلناها الرز !
@amansour87: Ejiptiana iray naneho hevitra momba ny lalao tao amin'ny fantsom-baovao Al Jazeera: Notadiavin'ny Italiana ny hampihinanany paty antsika, saingy nampihinanantsika vary ry zareo.
@sdorch: Thank you Egypt for keeping the US “Mathematically” alive.
Mankasitraka anao Ejipta namela ANAY ho velona “ara-kajikajy”
@MhdBadi: I can't forget to say Congratulation Egypt .. They won with Italy (1 Egypt) (0 Italy) Really very nice .. GO GO GO EGYPT ..With Love
@MhdBadi: Tsy ho haiko ny hanadino fiarahabana an'i Ejipta… Nandresy an'i Italia ry zareo(Éjipta 1- Italia 0. Tena mahafinaritra. ALEFA, ALEFA ALEFA EJIPTA. Am-pitiavana <3
Tantaran'ny Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana farany
-
3 herinandro izayAlzeria
Tontolo Arabo: “Tsy miteny hoe Israely intsony izahay…”
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Janoary 2021 43 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...