Etazonia: Mpianatra tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna manomboka ny herinandron'ny hetsika tamin'ny 22 Febroary
(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Febroary 2010)
Na dia eo aza ny fahatongavan'ny taona hafa tsy misy lalana ho an'ny maha-olom-pirenena ny mpianatra tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna ao Etazonia, manohy ny fihetsiketsehana ireo mpikatroka.
Mandritra ny herinandron'ny 22 Febroary, hampiantrano ny DREAM Action Week (NOFY Hetsika Herinandron'ny NOFISO) ireo mpanohana ny Lalàna DREAM, volavolan-dalàna federaly izay mety hanampy ireo mpianatra 65000 mahery tonga tao Etazonia fony mbola kely mba hahazo zo honina ara-dalàna.
Ny Lalàna DREAM, izay mbola miantona ao amin'ny Kongresy nanomboka tamin'ny taona 2007, na dia efa nisy volavolan-dalàna toy izany aza nanomboka tamin'ny 2001, dia fanafohezana ho an'ny Lalàna ho an'ny fampandrosoana, fanampiana sy fanabeazana ireo vahiny tsy ampy taona. Raha lanin'ny Kongresy sy soniavin'ny Filoha Barack Obama ho lalàna manan-kery, dia hahazo “fonenana maharitra eo ambany fepetra” ireo mpianatra tsy manana taratasy tonga tao Etazonia talohan'ny faha 16 taonany.” Na dia mbola miato aza ny volavolan-dalàna federaly natolotra, nieritreritra handany lalàna hafa izay mety hanampy ny tanora tsy manan-taratasy ara-dalàna ao Florida sy Tennessee ireo mpanao lalàna
Na inona na inona ezaka miato ao amin'ny ambaratonga ara-dalàna, manasa ireo mpanohana mba handray anjara amin'ny fampiofanana antserasera maimaim-poana – “webinars” ireo vondrona toy ny Mpikatroka DREAM sy ny United We Dream Network mba hampiroborobo ny “fanavaozana ara-pifindramonina ara-drariny sy mitandro ny maha-olona” ao Etazonia. Fampiofanana efatra no atolotra: ny toro-làlana fototra, ny fitadiavana mpanohana, ny fanadihadiana lalàna sy fidirana amin'ny media eo an-toerana.
Amin'ny fampiasana ny herin'ny aterineto sy ny fampahalalam-baovaon'olom-pirenena indray, manaparitaka ny teny hoe Action Week (Herinandron'ny Hetsika) amin'ny alàlan'ny fampahalalam-baovao sosialy samihafa ireo mpikatroka DREAM. Namerina namoaka ny vaovao ireo bilaogeran'ny mpifindra-monina ao Etazonia, raha an-jatony kosa ireo sioka niresaka momba izany.
Mibilaogy ao amin'ny tranonkalan'ny Amerikana Aziatika Pasifika ho an'ny Fampandrosoana momba ny maha zava-dehibe ny Lalàna DREAM ny Amerikana-Koreana Tatsimo na dia eo aza ireo fanamby ary mangataka amin'ireo mpianatra namana tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna mba tsy “hangina na ho menatra”. Manoratra ihany koa izy fa tsy voafetra amin'ireo Latinos fa mahazo ireo Amerikana Aziatika ihany koa ny olana.
Today, I have a 3.8 GPA while I actively involve in a community. I work hard and push myself to show that anything is possible in this country, despite my undocumented status. And I will continue to push myself to be a role model to other people, especially in the Asian American community.
There are thousands of Asian-American undocumented students who are struggling to live a normal life just like me. Clearly, immigration is not only a Latino issue; it impacts everyone.
Androany, manana GPA 3.8 aho raha mandray anjara mavitrika amin'ny fiarahamonina. Miasa mafy aho ary manosika ny tenako mba haneho fa misy zavatra azo atao eto amin'ity firenena ity, na dia eo aza ny satako tsy manana taratasy ara-dalàna. Ary mbola hanohy hanosika ny tenako ho maodely ho an'ny hafa aho, indrindra ao amin'ny fiarahamonina Aziatika Amerikana.
An'arivony ireo mpianatra Aziatika-Amerikana tsy manana antontan-taratasy izay miezaka ny hiaina fiainana ara-dalàna tahaka ahy. Mazava ho azy fa tsy olan'ny Latino ihany ny resaka fifindra-monina; fa miantraika amin'ny rehetra.
Ary mba hanamafisana bebe kokoa ny tanjona na dia efa ho sivy taona tsy nihetsehana aza, manoratra ao amin'ny Change.org i Kemi Bello, fa ny iray tamin'ireo fikambanan'ny mpianatra zokiny indrindra, ny Fikambanan'ny mpianatr'i Etazonia dia nandray fanapahan-kevitra ho fanohanana ny fanavaozana ny fifindra-monina sy ny Lalàna DREAM ho laharam-pahamehana amin'ny taona 2010.
The USSA's Board of Directors is composed entirely of college students from across the country, and the organization has an active presence on over 400 college campuses. And this broad coalition of students chose to make the DREAM Act, along with Student Aid Reform, one of its key legislative priorities for 2009 and 2010. It's recent decision to support CIR ASAP stems in large part from the fact that the legislation includes a DREAM Act provision to address the plight of undocumented youth brought to the U.S. at a young age.
Ny Filankevi-pitantanan'ny USSA dia ahitana ireo mpianatry ny oniversite manerana ny firenena, ary hita mavitrika ao amin'ny oniversite miisa 400 mahery ny fikambanana. Ary ity firaisan'ny biraon'ny mpianatra ity dia nisafidy hametraka ny Lalàna DREAM, miaraka amin'ny Fanavaozana Fanampiana ny Mpianatra, ho iray amin'ireo laharam-pahamehana fototra momba ny lalàna ho an'ny taona 2009 sy 2010. Ny ampahany lehibe tamin'ny fanapahan-keviny vao haingana hanohana ny CIR ASAP dia avy amin'ny zava-misy fa hampiditra ny volavolan-dalàna DREAM ny lalàna mba hijery akaiky ny manjo ireo tanora tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna nentina tany Etazonia tamin'ny fahatanorany.
Saingy nanamarika i Bello tao amin'ny bilaoginy fa tsy voafetra ho an'ireo mpianatra tsy manana taratasy ara-dalàna ihany ny fikatrohana fa ho an'ny rehetra.
The student voice — whether that of an undocumented student, citizen student, LGBT student, student of color, minority student, or veteran student — is awakening in America.
Eo am-pisandratana eto Amerika – ny feon'ny mpianatra – na ny mpianatra tsy manana antontan-taratasy ara-dalàna, ny mpianatra olom-pirenena, ny mpianatra LGBT, ny mpianatra mainty hoditra, ny mpianatra vitsy an'isa, na ny mpianatra menavazana -.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...