Tantara tamin'ny 15 Jona 2018
Okraina: Tantara Iray Mampalahelo Avy Amin'ny Fiainan'ireo Marary Manaraka Fitsaboana Fampienàna Fanaintainana

Vao haingana, blaogera Okraniana roa no nifantoka tamin'ireo olan'ny fampihenana vokadratsy. Ireo mpampiasa ny Livejournal, depo3p sy zpt_users, dia namerina nandefa tantara iray mikasika marary momba ny opiate replacement therapy (ORT) (fitsaboana fanolo ho an'ny rongony mahery) avy ao an-tanànan'i Shostka. Hita ho tena niaritra ny aretina ilay marary, ary na eo aza ny zavamisy hoe ny fitondrantenany no tena antony lehibe nahatonga an'io olana io, nanao izay azony natao ireo marary hafa hanampiana azy.
Kibera: “Mpitarika Ara-politika No Ilain'i Kenya Fa Tsy Mpisera Zava-mahadomelina”

Amin'ny fanohizana ireo andian-dahatsoratra momba ny asa fanaovana gazetin'olontsotra niarahan'ny Global Voices niasa tamin'ny Map Kibera, tafahaona taminà olona roa teo an-toerana i Kevin Rennie, olona izay misahirana mikarakara ny tsy hiverenan'ireo herisetra aorian'ireo fifidianana intsony mandritra ireo fifidianana manaraka hatao ao Kenyà.
Pakistàna: Blaogy-o-Fahombiazana
Ao anatin'ny natiorako tena tia manao soa ny mpiarabelona, tapaka ny hevitro hizara aminareo tsiambaratelo iray mampivarahontsana, nafenin'ny mpibaiko ambony an'ny Cyber Templar nandritra ny taona maro
ETAZONIA: Fizaràna Lahatsary Manasongadina Ny Mpitandro Ny Filaminana ao Los Angeles
Manentana ny rehetra izahay mba hanana fakantsary iray eny aminy amin'ny fotoana rehetra ka rehefa misy zavatra mitranga dia mba afaka tehirizina izany...Heverinao ve fa mety ho endrika iray mahomby io hanaovana andrimaso ny mpitandro filaminana?
‘Tsy ho afaka ny ho sady mpanafaka ianao no mpangalatra': Lahatsary mampiseho tafika rosiana manafay miaramila syriana tratra nandroba
"Lasa mpiaro ilay vahoaka novonoin'ny tafiny, notapatapahiny na nataony tsy nanan-trano i Rosia"
Kibera : Ireo Vehivavin'ny PowerWomen Manohitra Ny Fitsaràna Ivelany Ny SIDA

Nandritra ny fitsidihan'izy ireo tao Kibera, Nairobia, no nihaonan'ny vondrona kely iray nisy ireo mpikambana avy amin'ny Global Voices, tamina vondrom-behivavy mitondra ny tsimokaretina izay ny asan'izy ireo andavanandro dia nataony mba handresena lahatra hanoherana ny fitsaràna ivelany ny VIH/SIDA sy mba hanentanana mikasika ny fahasalamana ara-pananahana eny amin'ireo mponina tena mahantra. Fitantarana nataon'i Ahmed Awadalla sy Rayna St.
Ora sisa no isaina ao Arzantina mba handaniana ny lalàna fankatoavana ny fanalan-jaza
"Raha tsy lany ny lalàna, dia ireo depiote izay tsy nankatoa ny lalàna no tompon'andraikitra amin'izany fampijaliana izany sy izay mety ho fahatesana amin'izany..."
Mety ho voaheloka ho faty noho ny “fanevatevana ny Mpaminany” ilay mpandrindra fantsona Telegram iray

Milaza ny andininy faha-262 amin'ny Fehezan-dalàna Famaizana Islamika fa "Na iza na iza mianiana na manao qazf [fanendrikendrehana] manohitra ny Mpaminany Lehiben'[ny finoana Islamo]... dia homelohina ho faty."
Fotoan-tsarotra, filazana fisian'ny fifampiraharahana niteraka krizy politika tao Però
Nanamarika ny politika peroviana ny tsy fahombiazana tamin'ny fanakanana ny filoha peroviana Pedro Pablo Kuczynski hanohy ny asany sy niafara tamin'ny famelàna ny heloky ny filoha teo aloha Alberto Fujimori noho ny fampitoviana tamin'ireo olona hita tamin'ny tantara an-tsary sy ny tsy fanaovana araka tokony ho izy ny fizotram-panakanana.
Makedonia: Bilaogin-tsakafo sy loharanom-baovao hafa momba ny Nahandro ao amin'ny tranonkala
Tazana fohy momba ny zava-misy ankehitriny mikasika ny vaovao momba nahandro ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Makedoniana.