Tantara tamin'ny 13 Jona 2018
Ny henihenin-tsira manan-tantara an'i Anfeh ao Libanona rahonan'ny toeram-pitsangatsanganana iray hafa koa
"Io no toerana sisa farany madio ahafahanay mitondra ny zanakay hilomano"
Mpanao gazety Rosiana noterena hametra-pialàna noho ny fitsikerana ny fampielezan-kevitra mpomba an'i Potinina tao amin'ny Instagram
"Maniry izahay mba hiaina am-pilaminana ny tany, saingy raha manome baiko ny lehibenay mba hiady ny ady farany, miaraka aminao izahay, Dadatoa Vova!"
Fantaro ireo kandidà hifaninana amin'ny fifidianana filoham-pirenena manaraka ao Meksika
Mampahafantatra ireo kandidà ho filoham-pirenena ao Meksika. Anisan'izy ireo ny kandidà nirotsaka hofidiana fanintelony ary be fanantenana, ary koa ny kandidà manolo-kevitra fa hanapaka ny tanan'ireo mpiasam-panjakana mpanao kolikoly. Ara-bakiteny.
Iran: Manohitra ny loza voajanahary ny bilaogera Maintso
Bilaogera mpiaro ny tontolo iainana sy mpikatroka marobe no nandray anjara tamin'ny fihetsiketsehana manohitra ny fahafatesan'ny vorona sama maherin'ny 2000 tany amin'ny Farihy Bakhtegan tany Iran.
Tonizia: Bilaogera manohitra ny fanagadrana mpianatra
Nahatonga ireo bilaogera hanao fanentanana fanohanana miantso ny famotsorana azy ireo ny fitsarana vao haingana ny vondrona mpianatra Toniziana sy ny sazin'izy ireo an-tranomaizina manomboka ny enim-bolana hatramin'ny telo taona noho ny fikarakarana sit-in tao amin'ny oniversite mba hitaky ny zon'ny mpianatra vehivavy hanana trano hipetrahana.
Tonizia: Fampielezan-kevi-pifidianana tsy avela ho hita
Miomana amin'ny fifidianana filoham-pirenena i Tonizia amin'ny 25 Oktobra. Nanomboka tamin'ny 11 Oktobra ny fampielezan-kevi-pifidianana, saingy tsy ny antoko politika sy ny mpanao politika rehetra no afaka nandray anjara tamin'izany. Iray amin'izany antoko izany ny Attajdid