Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

12 Jona 2018

Tantara tamin'ny 12 Jona 2018

Loharano 5 ho an'ny Olontsotra Mpanao Gazety

Rising Voices

Loharano vaovao sy mendrika ny ho marihina natao ho an'ny olontsotra mpitati-baovao (sy ireo mpampianatra) momba ny fieren-doza, ny fiasàna anaty loza eo amin'ny lafiny maha-olona, ny fifantohana amin'ny zon'ny vehivavy, ary ny fanomezana antoka fa marina avokoa ny zavatra avoakanao.

Vaovao farany Lingua volana May 2018

Blaogim-Piarahamonina GV

Manolotra ny toetran'ny Lingua volana May 2018 ny mpitantana ny Lingua

Tonizia: Fahatezerana manoloana ny didim-pitsarana italiana ho an'ireo Toniziana mpanamory fiaramanidina

Nosazian'ny fitsarana Italiana 10 taona an-tranomaizina ireo Toniziana roa mpanamory ny fiaramanidina Tuninter Flight 1153, izay nianjera tany an-dranomasin'i Sisily tamin'ny taona 2005 ary namoizana ain'olona 16.

Trinité sy Tobago: Dibo-drano i Port d'Espagne

Niteraka tondra-drano sy fihotsahan'ny tany ny toetr'andro nantsoina hoe Rivodoza Felix tao Trinité sy Tobago ny Asabotsy 1 Septambra. Naka sary ny renivohitra Port d'Espagne izay dibo-drano ilay bilaogera Attillah Springer.

Artistan'i Anishinaabe namorona emoji Nosy Sokatra ho fankalazana ny iray Volan'ny Tantaran'ny Tompotany ao Kanadà

Rising Voices

"Manana tantara miavaka ny firenena tsirairay, ny vondrona fiteny tsirairay, ny foko tsirairay sy ny olona tompotany tsirairay.."

Tsy lahatry ny fiainana izany, fa setrasetran-dehilahy: Fahatezerana ao Però noho ny famonoana ilay vehivavy 22 taona

"Miantso ny tenantsika ho an'i Eivy, ho antsika rehetra. Hidina an-dalambe isika mba hanohitra ny rafitra fanambatiana vehivavy izay tsy manaja ny maha-olona antsika..."