Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

09 Jona 2018

Tantara tamin'ny 09 Jona 2018

Kibera: Lesona Iray Hakàna Tahaka

Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin'ny andiany iray amin'ireo tatitra avy amin'ny fiarahan'ny Global Voices miasa miaraka amin'ny Map Kibera sy Map Mathare izay natao nandritra ny Fihaonambe nataon'ny Global Voices tany Nairobi tamin'ny volana Jolay 2012. Tantara sy sary avy amin'i: Laura Schneider.

Okraina: Fanaovana Blaogy, Karazana Fitsaboam-panahy

Okrainiana iray mpikatroka ho fampihenàna ny vokadratsy sady blaogera, Victoria Lintsova, tao amin'ny tafatafa anaty imailaka iray no nizara niaraka tamin'ny Rising Voice ny fijeriny sy ny heviny mikasika ny fomba nanampian'ny fanaovana blaogy azy sy ny fikambanany.

Tonizia: Misara-kevitra amin'ny fitsidihan'i Qaradawi

Mitohy ny adihevitra eo amin'ny tontolon'ny bilaogy toniziana sy ny Facebook taorian'ny fitsidihan'ny teolojiana ejiptiana Yousif Qaradawi, izay monina any Qatar, tao amin'ity firenena laika ity tapabolana lasa izay.

“Tokony ho ny Rariny sy Sazy No Sasany Amin'ireo Teny Tokony Hifandrohy Amin'ny Famonoana Vehivavy”

"...ireo teny tokony ampiasaina mba hanazava ny famonoana vehivavy ary tafiditra ao amin'ny lalàna Boliviana dia ny hoe ao amin'ny famonoana vehivavy dia nisy rariny tsy nisy fe-potoanany''

MENA: Mianatra Momba ny Fiarovana Ara-Dizitaly, Amin'ny Aterineto

Misy filàna fiarovana mihamitombo eny anivon'ireo mpikatroka mba hiarovana ny maha-izy azy no sady manohy ny tolona hisianà tontolo Arabo malalaka. Sehatra an-tambajotra iray maniry ny hanampy azy ireo ho voaaro ny Akademia An-tambajotran'ny Cyber Arabo.