Tantara tamin'ny 08 Jona 2018
Ahiana horavana noho ny tetikasam-panarenana ny tanànan'ny mpanjono sy ny ala honko iray ao Filipina
"tsy hilaozanay ny fonenanay. Hiady izahay raha mbola misy ihany koa ny olona manohana anay sy manome tanjaka anay hiady."
“Ankehitriny efa mizotra mankany amin'ny fandriampahalemana izahay eto Colombia, ka tena zava-dehibe ao anatin'izany ny feon'ny vehivavy”
Singa iray tiako misongadina ny fandraisana anjara ara-politika. Niady ho ao amin'io lohahevitra io izahay satria tsy afa-nahatontosa izany aloha, saingy mbola miroso ho amin'izany izahay.
“Tsy tokony hijery ny olona tompotany eo amin'ny resaka fampandrosoana ihany izy ireo, tsy tokony hijery anay toy ny tetikasa fotsiny izy ireo.”
"Mino aho fa mety hisy fiantraikany mampidi-doza amin'ny fitoeranay maharitra amin'ny zaratany ny tsy fahatakarana ireo fanombohan-draharaha azon'ny mponina tompotany atolotra."
“Tsy hoe lasibatra ihany izahay, tsy hoe vitsy an'isa ihany izahay, vehivavy tompotany izahay”
"...vehivavy tompotany izahay, kolontsaina izahay, fomban-drazana izahay, fizakana ara-tany izahay, izahay no mpiaro sy mpiatoka amin'ny fikolokoloana an'i Neny Natiora."
“Mitady ny fitovian-jo izahay, fa mikendry ihany koa hahatratra ny fitovian-tantana.”
Eo amin'ny sehatra eo an-toerana indrindra indrindra, tiako ny hahitana ny voambolana “feminisma mainty”
“Te hilaza amin'ny olona izay zava-niainany nandritra ny loza voajanahary izay namely ny tanàna izy ireo.”
"...tsy afaka miresaka zavatra ratsy izahay raha misy ireo zavatra tsara maro nataonay [tanora] ao Esmeraldas."