Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

07 Jona 2018

Tantara tamin'ny 07 Jona 2018

“Lohahevitra mahatafiditra ny rehetra ny miralenta, fa tsy ho an'ny vehivavy ihany”

Rising Voices

Heveriko fa lohahevitra izay mahakasika antsika rehetra ny miralenta, fa tsy ho an'ny vehivavy ihany, fa mbola tohizantsika ihany ilay resaka fa ny vehivavy ihany no voakasiky ny miralenta.

“Tsy hita ny voambolana hoe ‘fandotoana’ ”

Rising Voices

"Tiako ny zavon-teny hampiditra teny maro mifandraika amin'ny vokatry ny fitrandrahana. Tsy ao ny voambolana hoe "fandotoana""

“Amin'ny maha-vehivavy tompotany ahy, tiako ny isongadinan'ny vehivavy mpitarika”

Rising Voices

"Amin'ny maha-vehivavy tompotany, tiako ny hanasongadinana (ao amin'ny zavonteny) ny vehivavy mpitarika, ny anaran'ireo vehivavy mpitarika avy eny ifotony satria misy ireny."

“Maro an'isa ny tanora. Miaina vanim-potoana vaovao isika, ary fotoananay izao.”

Rising Voices

"Mihevitra aho fa tokony ho tazana ao amin'ny famoaham-baovao ny voambolana tahaka ny tsianavahana, fandraisana anjaran'ny tanora amin'ny fiarahamonina, ny politika vaovaon'ny tanora."

Ny Amboarampeo Virtoaly: Teknolojia, fiaraha-miasa ary mozika

Ilay mpamoron-kira Eric Whitacre , rehefa nahita ny lahatsary Youtube nampiseho ny tanora mpihira soprano iray mihira ny hira hoe "Sleep" dia nanontany tena hoe: nahoana moa raha miantso olona na aiza na aiza misy azy ireo eto amin'izao tontolo izao, handrakitra ireo andiany hafa ny amin'ny amboarampeo a capella?

Ekoatora: Blaogy Miady Amin'ny Herisetra An-tokantrano

''Tamin'ny nanontaniany ahy raha tiako ny ho alika vaviny no nisehoan'ny fanimbazimbàna voalohany. Tena tohina aho ary nilaza izy fa vazivazy izany. ''

Madagasikara: mbola mijoro ny bilaogera na dia teo aza ny andiana toe-javatra mampalahelo….

Ity no lahatsoratro voalohany tao amin'ny Global Voices . Tsara vintana aho ary tena faly fa afaka mizara aminareo ny fomba fijerin'ny tontolon'ny bilaogy malagasy. Indrisy anefa fa nampalahelo ny vaovao avy taty  Madagasikara. Ny fiantraikany ratsy tamin'ny andiana rivodoza farany teto Madagasikara no lohahevitra lehibe momba ny adihevitra tamin'ny tranonkalan'ny...