Tantara tamin'ny 06 Jona 2018
Costa Rica: Marary Iray Mitantara Ny Fiainany Manoloanan'ny Homamiadana
Vao nahafantatra fa tratry ny homamiadana ny bilaogera iray avy ao Costa Rica, dia nanapaka hevitra ny hizara teo amin'ny bilaogy ny tantaran'ny adiny tamin'ilay aretina
Nikaragoa: Ampihimamba Atao Amin'ireo Fifandraisandavitra
Ny 26 may 2008, nanambara ny gazety nikaragoaiana La Prensa fa i Carlos Slim, lehilahy manankarena indrindra eto ambonin'ny tany, dia eo ampividianana ny fandaharana iray manan-danja indrindra andoavam-bola ao amin'ny fahitalavitra ao Nikaragoa. Mahatsiaro sahirana ireo mpanjifa amin'ny fahazoana fidirana aminy.
Ny Andavanandron'i Afrika: Ny Fiainana Andavanandro An-tsary, Manerana An'i Afrika

Everyday Africa, Ny Andavanandron'i Afrika, dia blaogy iombonana iray izay mampiasa ny sary mba hiadiana amin'ireo fitsaratsaram-poana atao an'i Afrika. Ireo sary dia nalaina voalohany taminà finday, izay mampiseho ny fahatongavan'ny teknolojia ao Afrika. Ireo fadaharanasa fanofanana ireo tanora etsy andaniny efa nokarakaraina, mba hampianatra azy ireo hamahavaha ny fampisehoana an'ireo olona sy ireo toerana amin'ny alàlan'ireo media.
Voafonja Roa Tsaroan'ireo Blaogera Etiopiana
(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny 05/09/2006)..Nipoitra avy amin'ny tontolombolongana Etiopiana ny fanomezam-boninahitra ho an'ireo lehilahy roa voafonja tamin'ny tapabolana farany.
Mamazivazy ny toro-hevitry ny filoha momba ny fitsitsiana noho ny fiakaram-bidin'ny herinaratra ny Arzantina
"Raha tsy manana gazy na herinaratra ianao, dia afaka mampianatra anao ny fomba fandrehetana afo aho. Maka hazo kely fotsiny ianao dia akombony ao ny tananao."
Tsiky sy fihaonan'ny GV frantsay-faneno tamin'ny mey 2018 tao Lyon

GV frantsay-faneno, meet up [fivoriana sy fihaonana] tao Lyon ny 26 sy 27 mey. Endrika sy feo.
“Manomboka amin'ny foto-pahalalàna, inona ny fotokevitry ny feminisma”

"Tsy hita ao amin'ny fampitam-baovao ny tolona ara-tsosialy, ireo fikambanana, ireo vondrona, ireo vondrom-behivavy izay nitarika ity tolona ity."
Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 28 mey-03 jona 2018?
Nandritra ny herinandron'ny 28 May ka hatramin'ny 3 Jona 2018, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 206 ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Ny laharana faha 20 ao amin'ny lisitra ve ? Oman. Ary ny faha 117 ? Togo.
“Tsy voasolontena ireo tafavoaka velona, tahaka izany koa ireo niharam-boina tsy mivantana tamin'ny fandripaham-behivavy”

"Mahita anay tahaka ny fanaka malemy, rà, niharam-boina tamin'ny herisetra izay tsy manome fanoherana amin'ny [famonoana vehivavy] ny fampahalalam-baovao."
Honduras: ny fanohanana ny fizahantany anatiny
Mino tanteraka ny fomba hanampian'ny fizahantany anatiny ny fireneny ilay bilaogera Honduras Guillermo Anderson. Mana-namana izay nanao fikirizana lehibe izy mba hananganana ny orinasany madinika ary manantena fa afaka manohana ity orinasa ity ny mponina Honduras.