Tantara tamin'ny 05 Jona 2018
Niteraka hetsi-panoherana tany Nepal ny nanomezana anarana labiera soisa avy amin'ny anaran'ny mpanjaka farany
"Tia an'Itompokolahy Mpanjaka Birendra ny vahoaka. Tia labiera ihany koa ny vahoaka! Koa ahoana ary nahoana no manafintohina ny vahoaka sy mandratra ny fihetseham-pony ny fanomezana anarana ny labiera hoe "Birendra"?"
“Manana ny fahalalana ifotony nampianarin'ny ray aman-drenibe anay izahay.”

"Ny vahoaka tompotany tsirairay dia manana ny tantarany, ny angano, ny mpamorona angano, ary ny fizotran'ny fiarahamonina sy ny tolona."
“Vahoaka izahay, tsy vitsy an'isa izahay, ary manana fimaroan-karazana ara-nofo izahay.”

"Tsy hita ihany koa ny voambolana “fikatrohana”, izay milaza aminay fa misy ny tolona ao anatin'ny fiarahamonina, saingy tsy hita ho toy ny fitakiana ara-tsosialy.."
“Avy amin'ny fomba fijerin'ny andrim-panjakana sy ny Fanjakana ny teny hoe ‘indizeny’ “

"Aseho avy amin'ny fomba fijerin'ny andrim-panjakana sy ny Fanjakana ny teny hoe 'indizeny', indrindra amin'ny fotoan'ny fifidianana izay hanatanterahana ny fepetra demokratika, ny fiaraha-miasa ary ny fandraisana anjara."
Tsy talaky maso ao anatin'ny zavontenin'ny ‘fametrahana ho heloka bevava’ ny fanoherana ireo fomba ifaharana

"FFomba iray hiampangana famaizana, fanavakavahana sy ny endrika herisetra saimbôlika, ara-batana, sy ara-pitsarana ataon'ny Fanjakana ao amin'ny vahoaka na vondrom-bahoaka hafa ny fametrahana ho heloka bevava ny [fihetsiketseham-panoherana]."
Ny Tantaran'ny Facebook-n'ilay Mpiandraikitra Tranomboky

Miarahaba ny fankasitrahana azon'i Israël Quic sy ny Tranomboky an'ny vondrom-piarahamonina Rija'tzuul Na'ooj ao San Juan La Laguna ao Goatemalà ny Rising Voices , amin'ny maha iray azy ireo ao anatin'ireo tantara folon'ny Facebook mikasika ny asa famelombelomana ny fiteny sy ny kolontsaina T'zutujil tamin'ny alàlan'ny median'olontsotra.
Miaiky Ny Google, Yahoo Ary Ny Microsoft Fa Ilaina Ny Fitsipi-pitondrantena Mikasika Ny Fahalalahana Maneho Hevitra Amin'ny Aterineto
Natomboka ny tetikasa Global Initiative Network., hetsika natao hamolavolàna ny fitsipi-pitondrantena ho an'ireo fikambanana iraisam-pirenena amin'ny tontolon'ny aterineto, mikasika ny fiarovana ny fiainana manokan'ireo mpampiasa aterineto sy ny fahalalahana maneho hevitra.