Tantara tamin'ny 03 Jona 2018
Azon'ny Rafitra Ara-pitsaràna Atao ny Manaraka Akaiky, ny Mampihena ny Loza Mety Hitranga, ny Miantoka fa Hahazo Rariny ireo Niharam-boina
"Inoako fa noho ny fandavantena sy ny fironantsaina tsy nihambahamba avy amin'ny fiarahamonina sivily, azo tiliana ny andrana ho famonoana vehivavy noho ny fisian'ny politikam-panjakna, ny finiavan'ny fanjakàna, ary ny tahirimbola natokana ho an'ny resaka fiarovana."
Ny Fanambin'ireo Gazety An-tsoratra Ao Anatin'ny Fampitambaovaon'ny Teratany
Misy tantara iray manankarena momba ireo media an'ny vazimba tompontany, amin'ny endrika votoaty feo alefa amin'ny onjampeo, fahitalavitra ary haino aman-jery. Ahoana ny momba ireo media an-tsoratra amin'ny tenin'ireo vazimba tompontany ireo? Ity lahatsoratra avy amin'i Yásnaya Aguilar ity no mampiseho ny ohatra vitsivitsy amin'ireo media an-tsoratra no sady mandalina ny sasany amin'ireo fanamby amin'ny fahitàna mpamaky amin'ny fitenim-bazimba tompontany ao Meksiko.
Fampianarana Lahatsary Natolotry ny Tantsaha Ho An'ny Tantsaha
Mirotsaka amin'ny fampiasàna teknolojia mitondra fihavaozana ary ny fanaovana ezaka ho fampandrosoana erantany ny Digital Green mba hanatsaràna ny faripiainan'ny zanak'olombelona amin'ny alàlan'ny fampiasàna lahatsary eny anivon'ny vondrom-piarahamonina tantsaha, amin'ny sehatra ny fambolena sy fahasalamàna
Tianay ny Mahita ny “Fombanay, ny Kolontsainay, ny Fombandrazanay Ary Ny Fomba Fiainanay.”
"Ny tianay [hiseho] anatin'ity zavonteny ity dia ny “Fombanay, ny Kolontsainay, ny Fombandrazanay Ary Ny Fomba Fiainanay.”"
Fiitarana Mahatalanjona: Atrikasa Iray Tsy Nampoizina Ho Lasa Manerantany
Inona no mitranga rehefa apetrakao ety anaty aterineto ny atrikasanao teo an-toerana? Mety hiafara amin'ny fanànanao mpihaino avy amin'izao tontolo izao...
“Tianay ho Voahaja Ihany Koa ny Zonay.”
"ny zonay, indrindra fa ny an'ireo vehivavy, dia noviravirain'ireo vondron'orinasa goavana maro rantsana erantany.."
Nitoraka bilao ny manampahefana Okrainiana tamin'ilay famonoana mpanao gazety, niakatra ambaratonga ambony kokoa ny ‘vaovao faikany’
"Ny lesona eto dia ny tsy inoana izay tatitra avy any Okraina."
“Misy fahalalàn-drazana ao amin'ny vondrom-piarahamonina tompotany ao Sarayaku”
"misy fahalalàn-drazana ao amin'ny vondrom-piarahamonina tompotany Sarayaku izay niverina taona maro lasa izay"
“Mbola voahilikilika ny vondrom-piarahamonina misy ahy…”
"Ny fomba tokana ahitantsika fitantarana sy fizian'ny olona trans dia ny fampisehoana ny fiainan'ny tsirairay.."
“Misy faritra (ao Esmeraldas) ao anatin'ny ady, fa tsy ny faritany manontolo”
Ny fahasamihafana, ny fitomboana, ny zo, ny fahamaroana, ny fiovaovan-kevitra, ny fandriampahalemana sy ny teny hafa mifanaraka amin'ny maha-izy ny tanànanay.