Fiovàn'ny mpitantana ny Lingua Myanmar

Miarahaba anareo rehetra. Nanapa-kevitra ny hiato amin'ny maha-Mpitantana ny Fandikan-teny Myanmar i Thant Sin, satria tsy ahafahany mitantana ny tranonkala ny asany amin'izao fotoana izao kanefa mbola mijanona ho toniandahatsoratra izy.

Nanatevin-daharana ny GV ho mpanoratra i Thant tamin'ny volana Desambra 2012, nanatevin-daharana ny Lingua Myanmar izy fotoana fohy taorian'ny taona 2015 ho mpitantana ny fandikan-teny. Tena tombony lehibe hoan'ny ekipa izy! Mandrisika anareo izahay mba hizara ny taratasy fisoratana anarana raha mahafantatra olona liana amin'ny fanatevenan-daharana ny ekipan'ny mpandika teny ianareo!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.