Tantara tamin'ny 27 Mey 2018
Damaskosy : Ny fandravana ilay tanàna tranainy
(Marihana fa efa tamin'ny volana Aprily taona 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy) Mirehareha ho tanàna tranainy indrindra manerantany tsy tapaka mponina i Damaskosy. Nanomboka 8000 taona talohan'ny androntsika ny tantaran'i Damaskosy....
Venezoelà : Fandefasana ny Zanabolana “Simon Bolivar”
Ry mpifidy, amin'ny andron'ny fifidianana, rehefa irery miaraka amin'ny sainao iny ianao, tsarovy fa ankehitriny, avy eny amin'ny habakabaka eny, mitazana anao ilay Mpanafaka.