Inona indray ny lahatsoratra nahasarika ireo mpamaky Global Voices tamin'ny herinandron'ny 14-20 mey 2018?

Sary avy amin'i Amador Loureiro tao amin'ny Unsplash

Mikaroka, manoratra, manitsy, ary mandika tantara ao anatin'ny iraka hanohana ny zon'olombelona sy hananganana tetezam-pifankahazoana mihoatra firenena, kolontsaina ary fiteny ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices.

Tsy mamoaka lahatsoratra fotsiny izahay mba hahazo ‘kitika’ na hanaraka fironam-baovao fa manao izany kosa izahay satria tianay hatrany mba hisy fiantraikany manerana izao tontolo izao ny asa mafy ataonay.

Ny fomba iray ilaina mba hamantarana izany noho izany dia ny fomba hamalian'ny mpamaky ny tantaranay sy ny fandikanteninay. Andeha hojerentsika ary hoe iza ireo mpamaky ary inona avy ireo lahatsoratra nahasarika ny sain'izy ireo nandritra ny herinandron'ny 14 ka hatramin'ny 20 May 2018.

Aiza eto amin'izao tontolo izao no ahitana ireo mpamaky ny Global Voices?

Tamin'iny herinandro iny, nahasarika mpamaky avy amin'ny firenena miisa 211 ny tantaranay sy ny fandikanteninay! Ireto ny firenena miisa 20 lohalaharana tato amin'ny tranokalan'ny Global Voices :

1. Etazonia
2. Brezila
3. Frantsa
4. Japana
5. Meksika
6. Espaina
7. Kolombia
8. Arzantina
9. Taiwan
10. Pero
11. Bangladesh
12. Italia
13. Alemaina
14. Ekoadaoro
15. Fanjakana Britanika
16. Rosia
17. Kanada
18. India
19. Shily
20. Indonezia

Saingy ampahany kely amin'ny fahasamihafana misy eo amin'ireo mpamaky ihany ireo. Andao ampiasaintsika ny True Random Number Generator avy ao amin'ny Random.org ary hanao topi-maso kely ireo firenena vitsivitsy hafa ao amin'ny lisitra isika:

153. Somalia
109. Gabon
114. Bosnia sy Herzegovina
148. Estonia
69. Tonizia

Global Voices amin'ny teny anglisy

Ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana ny ankamaroan'ny votoaty mivoaka voalohany ato amin'ny Global Voices. Ireto ny lahatsoratra dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'ny herinandro lasa teo:

1. Mafampàna ny sehatra media sosialy satria milaza amin'ny filoha Erdogan ny Tiorka hoe “ampy izay” [mg]
2. Reharehan'i Bangladesh Ny Nandefasan-dry Zareo Ny Zanabolany Voalohany Ho Eny Amin'ny Habakabaka [mg]
3. Interview with Rosaly Lopes, a Brazilian NASA astronomer and the first woman to edit the journal founded by Carl Sagan
4. Hungary’s regime is exporting instability and propaganda to the Balkans
5. Netizen Report: What do Iran, Pakistan and Russia have in common? They all ban Telegram. 

Global Voices Lingua

Ny Lingua dia tetikasa iray handikanteny ireo tantara ato amin'ny Global Voices amin'ny fiteny hafa ankoatra ny teny Anglisy. Misy 30 eo ho eo ny tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ireo tantara be mpamaky indrindra na nanaovana fandikanteny tao amin'ny tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'ny herinandro lasa teo.

Arabo

Bangla

Katalana

Shinoa (notsorina)

Shinoa (nentim-paharazana)

  • 台灣:對成衣品牌Lativ失望 ( “Taiwan: Nandiso fanantenana ny tsy fahombiazana tamin'ny fampanantenana akanjo ‘Made in Taïwan’, ” nivoaka voalohany tamin'ny taona 2012)

Tseky

Holandey

Farsi

Frantsay

Alemà

Grika

Hindi

Indoneziana

Italiana

Japoney

Kiorda

Makedoniana

Malagasy

Nepali

Poloney

Portiogey

Punjabi

Romaniana

Rosiana

Serba

Espaniola

Swahili

Urdu

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.