- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Aprily 2018

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua Project

Miarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua [1] volana Aprily 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 662 isika, nahasarika mpitsidika 319.084 ary jeripejy miisa 404.387. Nahatratra 265.463 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 274.820 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 230
Espaniola 101
Rosiana 63
Frantsay 55
Grika 53

Ireo pejy be mpitsidika

Espaniola 120.827
Japoney 95.412
Frantsay 38.739
Portiogey 37.770
Shinoa T. 17.421

Facebook

Arabo 130.217
Shinoa 42.223
Espaniola 19.765
Frantsay 17.554
Amharic 8.911

Twitter

Shinoa 182.768
Arabo 44.041
Bangla 7.748
Espaniola 7.680
Frantsay 5.646

Misaotra anareo ry Lingua ! Misaotra anareo fa zava-dehibe ho an'ny GV inareo! Ianareo no mahery indrindra 🙂

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, [17] Facebook [18] ary Google+ [19]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [20]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika [21]!