Antso ho an'ny bilaogera ho ao amin'ny Skype (8 jona 2005)!!

(Marihina fa tamin'ny 8 Jona 2005 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

skypelogoAlefaso ho ren'ny mpihaino manerantany ny feonao. Ampahafantaro ny bilaoginao ary ilazao amin'izao tontolo izao hoe tahaka ny ahoana izany atao hoe bilaogera ao amin'ny firenenao izany.

Manokafa kaonty Skype raha tsy manana ianao azafady .

Raha liana amin'ny fanaovana antsafa ao amin'ny Global Voices Skypecast ianao, azafady mba ampahafantaro anay ny kaonty Skype-nao, na amin'ny alàlan'ny fandefasana izany etsy amin'ny fizarana “fanehoan-kevitra” amin'ny farany ambanin'ity lahatsoratra ity, na amin'ny alàlan'ny mailaka ao amin'ny globalvoices AT gmail TEBOKA com.

Manantena izahay fa hiresaka tsy ho ela isika.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.