16 Mey 2018

Tantara tamin'ny 16 Mey 2018

Fandikanteny #RightsCon: Antso ho an'ny miteny Arabo, Frantsay ary Espaniola

Blaogim-Piarahamonina GV  16 Mey 2018

  RightsCon Toronto 2018 no hetsika faha-7 amin'ny Andiana Vovonana RightsCon. Io no iray amin'ireo fihaonambe manerantany lohalaharana miresaka zon'olombelona amin'ny vanim-potoana nomerika, ahitana fifanakalozan-kevitra sy ny resadresaka lehibe sy manan-danja manerana izao tontolo izao. Mitady mpandika teny mpilatsaka an-tsitrapo miteny Arabo, Frantsay ary Espaniôla izahay mba hanampy ireo ezaka...

Fahasalamana: Finday Ampiasaina Ho Amin'ny Fahasalamana

  16 Mey 2018

Fikambanana telo mpanao asa soa no nanambatra ny heriny mba hanolotra ireo fikarakaràna mendrika indrindra amin'ny resaka fahasalamana, amin'ny alalan'ny fampiasana ireo finday sy ny informatika. Zavatra manokana katsahan'ireo hetsika teknolojia finday ireo ny hanatsaràna ireo tolotra amin'ny fahasalamana any anatin'ireo firenena andalam-pandrosoana.