Tantara tamin'ny 13 Mey 2018
Bitsibitsika Afghan: ny mpitsoa-ponenana, ny mpitarika ady sy ny fitaizana zaza kamboty
Bilaogera Afhgana maromaro no niresaka momba ny fanapahan-kevitry ny governemanta Iraniana amin'ny fandroahana ireo mpitsoa-ponenana Afghan ho any Afghanistan.
Bilaogy Jordaniana: Ny andron'ny orampanala sy ireo fitantarana hafa nandritra ny volana Martsa
Ny resaka toetr'andro hafahafa no tantara lehibe indrindra nampalaza tampoka ny tontolon'ny bilaogy Jordaniana ....
Ogandà: Ny Fomba Nampiasan'ny RootIO Ny Siny Hanjary Fampielezampeo
Atolotry ny RootIO ny boatim-pitaovana manana loharano misokatra iray ahafahan'ireo vondrom-piarahamonina mamorona foiben'onjampeo kely ho azy ireo manokana, amin'ny alàlan'ny fampiasàna fitaovana mora hita.
Makedonia: Ezaka eny ifotony hiarovana ny mozika Folk antserasera
Zava-miavaka eo amin'ny kolontsaina Makedoniana ny fankasitrahana ny vakoka mozika, ary noho ny ezaka be nataonà bilaogera iray, niely tamin'ny tontolon'ny bilaogy ihany koa izany.
Fihazana trozona any amin'ny nosy Faroe, fomban-drazana ve sa fandripaham-biby ?
Isaky ny fahavaratra, manatri-maso ny trangan-javatra mampiady hevitra mifototra amin'ny fombafomba izay mitaky ny famonoana ny karaza-trondro cétacé an-jatony ny Nosy Faroe . Grind no hiantsoana izany. Fomban-drazana ve sa hetsika fandripaham-biby?