Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

11 Mey 2018

Tantara tamin'ny 11 Mey 2018

Mpisolotena Tampisaka sy Sokajy : Ny Fampianarana Teny Anglisy Erantany

Eto amin'izao tontolo izao, efa ho 1 lavitrisa ireo olona mianatra ny teny anglisy ho toy ny teny vahiny (English as a Foreign Language, EFL), ary dia samy mifanena aminà mpisolotena mandray roa daholo ao anatin'ny lesona voalohany atrehan-dry zareo.

Kazakhstan: Adin'ny Media

Tsy te-hahita tantara ratsy hafa ifandonana amin'ny mpanao gazety ireo manampahefana, nefa tsy liana loatra koa amin'ny fandefasana ireo zavatra manaratsy ny governemanta sy ny filoha

Nifampitifitra tanaty ny fonjabe mafy fiarovana indoneziana iray ny gadra mitam-piadiana sy ny mpiandry fonja

FANAMPIM-BAOVAO (10 Mey 2018): Rehefa nifampitana nandritra ny 36 ora, Nitatitra ny manampahefana indoneziana ny marainan'ny alakamisy 10 mey, ora ao an-toerana, fa efa voafehy ny toe-draharaha. Nitolo-batana tsy misy fepetra ireo gadra noho ny fampihorohoroana miisa 145 ary nesorina tao. Nafindra tao Nusa Kambangan, fonja manana ny fiarovana faratampony ao...

Kyrgyzstan: Adin'Antoko Hakàna Fitondràna

Amin'ny maha-filohan'ny antoko ahy, hiezaka aho ny hanao izay hiantohana ny hanaovana fifidianana tsy mitanila sy malalaka, satria ireo jiolahimboto mandritra sy aorian'ny fifidianana dia hitarika fisarahana eto amin'ny firenena. Revolisiona iray ihany dia ampy antsika.