Tantara tamin'ny 08 Mey 2018
Lasa maditra loatra i ‘Peppa Pig’ ho an'ireo mpanao sivan'i Shina

Zanakolontsaina iray mampifandray an'i “Peppa Pig” amin'ny “Shehuiren”, voambolana iray milaza ireo andian-jiolahy, ka mahatonga an'ilay kisoa malaza ho ao anatin'ny honahonam-potaka.
‘Tsy ho adinoina mandrakizay ianao sy izao famoizana izao': Ny asa mahafaty iainan'ny fampitam-baovao ao Afghanistan

"Andro mahory tokoa. Asa mafy tokoa. Fotoana maizina tokoa eto Kabul. Mitati-baovao ny fandevenana ny mpiara-miasa aminy, Yar Mohammad Tokhi, i @TariqMajidi."
Tsy manan-kialofana, tsy manan'asa, tsy manam-bola, toherin'ny mponina ny fanakatonana ny nosy Boracay ao Filipina
Amin'ny maha mpiaro ny tontolo iainana ahy, tiako havaozina ihany koa izany.....SAINGY MARARY KOKOA AHO noho ireo olona iharan'ny fanakatonana
Ny toerana tsara haleha ho an'ny Global Voices andro mafana: tolakandro ao amin'ny Jardin des Plantes any Paris

Toerana vitsivitsy atoro anao...
Shina: Tsy mahazo hoentina ao amin'ny lalao olaimpika ny sora-baventy “Alefa Shina!”
Hiharan'ny fitsipika iombonana ireo izay manatrika ny lalao olympika amin'ity taona ity: tsy azo itondrana sakafo sy zava-pisotro avy any ivelany, tsy ekena ny fango ara-barotra rehetra ... saingy ankoatra ireo rehetra ireo, fitsipika iray izay toa nanorisory ny mpiserasera maro ny fandraràna sora-baventy hoe "Alefa Shina!".
Olontsotra Mpanao Gazety, Miana-draharaha Amin'ny Fandinihana ny Manodidina Azy
Fanasongadinana ireo fanavaozam-baovao avy amin'ny tetikasa 'Firaisana vodirindrina' izay manofana ireo tanora niangaran'ny vintana monina ao amin'ireo tanàna sahirana ao Kolkata (India) ho lasa olontsotra mpanao gazety.
Fiovàna Mpitantana ao Amin'ny Lingua Arabo!

Fanambaràna ny fiatoan'i Rawan Gharib, mpitantana ny Asa Fandikanteny Arabo.