- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy any Mali: Ny fitaterana ondry

Sokajy: Afrika Mainty, Mali, Hehy, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny 22 Novambra 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

bamako [1]

Ilay bilaogera Flickr, Johanne Veilleux [2], dia namoaka ity saripika nalaina tany Siby, Mali ity ary nanoratra hoe: “Eny tokoa, tena ondry ireo mifatotra eo amin'ny tafon'ny bisy ireo.”