Paragoay: Mampiely ny teny Guaraní amin'ny alalan'ny bilaogy
(Marihana fa efa tamin'ny volana Aprily taona 2010 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Any Paragoay, izay afaka ny 3% -n'ny mponina no afa-miditra aterineto ary 88%n'ny mponina no mampiasa ny fiteny indizeny Guaraní izay fitem-pirenena ofisialy ihany koa, nahita varavarana misokatra iray tsy mbola nisy niditra i Mirta Martínez, mpanao gazety sady mpampianatra Guaraní, izy no lasa bilaogera voalohany sady tokana manoratra amin'ny teny Guarani manerana izao tontolo izao, manintona ireo mpamaky tsy any Paragoay ihany fa manerana izao tontolo izao ihany koa.
Guaraní no fiteny iray nampiasain'ny vahoaka Guaraní tany am-boalohany, vondrom-piarahamonina tompotany monina any Paragoay, sy ny faritra sasany ao Arzantina, Brezila ary Bolivia. Na dia niparitaka teo amin'ireo firenena ireo aza ny Guaraní, be mpampiasa ao Paragoay, miaraka amin'ny teny Espaniôla (nentin'ny Espaniôla rehefa nanafika an'i Amerika Atsimo izy ireo) izy. Tena vitsy ankehitriny ny vahoaka tompotany Guaraní sisa tavela any Paragoay, saingy nandova ny fiteniny ny ankamaroan'ny olom-pirenena any Paragoay. Hatramin'ny taona vitsy lasa izay, noheverina fa fiteny ampiasan'ny “olom-pirenena saranga ambany” sy ny mponina avy any ambanivohitra ihany ny Guaraní. Vao tamin'ny taona 1992 nandritra ny fanavaozana ara-panabeazana izy no napetraka teny an-tsekoly fa tsy maintsy atao amin'ny fiteny Guaraní sy Espaniôla ny fampianarana.
Fantatr'i Martinez fa mety ho fomba tsara hanapariahana ny fiteny Guaraní ny aterineto, ka dia nanolotra tetikasa ho an'ireo lehibeny ao amin'ny ABC Colour, gazety lehibe indrindra mivoaka manerany ny firenena izy mba hampiasa ny teny Guarani ao amin'ny tranonkalan'ny gazety sy hanoratra bilaogy amin'ny fiteny Guaraní, ary nekena izany. Androany, mifandray mivantana amin'i Martinez amin'ny alàlan'ny blaoginy ABC Rogue ireo olona manerana an'izao tontolo izao izay mankafy ity fiteny mahafinaritra ity.
Ity manaraka ity dia tafatafa niarahana tamin'ity mpanao gazety manana vina ity:
Global Voices: Ianao no olona voalohany nibilaogy amin'ny teny Guaraní…
Mirta Martínez: Eny, amin'ity taona ity no faha-folo taona nanoratako vaovao amin'ny teny Guaraní amin'ny endrika antseraseran'ny gazety, antsoina hoe Marandu (vaovao) ary hatramin'ny Oktobra 2008, manana ny blaogy voalohany sy tokana amin'ny teny Guaraní izahay. Maro ny lohahevitra noraketina tao amin'ny bilaogy, hahita lahatsoratra momba ny filohan'i Etazonia Barack Obama sy ny filohan'i Paragoay Fernando Lugo ianao, samy tampoka ho an'ny rehetra ny nahavoafidy azy mirahalahy ireo… miresaka momba ny olana ara-pahasalamana toy ny viriosy H1N1 ihany koa izahay. Ny lohahevitra rehetra izay nisy fiantrakany tamiko sy inoako fa mety mahaliana amin'ny ankapobeny.
Azoko lazaina anao fa nanao ny tranonkala ho toa azy manokana ireo mpamaky an'ity bilaogy ity.
Amin'ny maha-tantara fohy, nitsidika an'i Paragoay tamin'ny taona lasa teo i Oscar Uberti, mpamaky frantsay-Paragoayana, iray amin'ireo mpamaky mazoto indrindra ny blaogiko ABC Rogue. Injeniera misotro ronono izy ary tena liana amin'ny fiteny Guaraní, ka nanomboka nanoratra rakibolana Guaraní mifototra amin'ny voambolana ara-teknika fampiasan'ny injeniera. Noho izany dia nampiasa ny bilaogy izy mba hianatra sy hiresaka amin'ireo mpiteny Guaraní hafa any Frantsa.
GV: Satria miteny Guarani ny ankamaroan'ny mponina, nahoana ianao no mieritreritra fa iray ihany ny bilaogy amin'ny teny Guaraní?
MM: Voalohany indrindra dia tokony hisy fiofanana tsy tapaka ary ambonin'izany ny fitaovana teknolojiam-baovao izay mampivelatra sehatra vaovao ho fampielezana ny fiteny. Ankoatra izay, tokony hanana fahaiza-manao momba ny asa fanaovan-gazety sy ny fanabeazana ny fahafahana manoratra amin'ny gazety, ary tsy maintsy tianao izany. Ny asa amin'ny gazety dia mitaky fahafoizan-tena betsaka, satria mitaky fotoana be dia be ary tsy maintsy miara-miasa aminao ny fianakavianao amin'ny fanomezana fahatokisana sy fifandanjana. Mamita ny mari-pahaizana Master amin'ny teny Guaraní aho ankehitriny, anisan'ny kilasy voalohany nahazo diplaoma aho, ary 30 izahay no mpiara-mianatra, anisan'izany ireo poeta, mpanao gazety sy profesora.
GV: Iza no tena mamaky betsaka ny bilaoginao, ny Paragoaiana sa ny vahiny?
MM: Ireo izay mamaky ny blaogiko dia avy any amin'ny firenena vahiny, mpianatra any amin'ny oniversite avy any Japon, Etazonia, Kiel sy Mainz (Alemaina) ary any Kanada. Ary ao koa ireo Paragoayana monina any Espaina, Brezila sy Paragoay, ireo olona izay mankafy ny fiteny sy ny mpianatra Guaraní. Ary koa ireo olona izay gaga nahita ny bilaogy, fa zava-baovao izany. Tsy nisy olona nieritreritra fa azo atao izany.
GV: Mihevitra ve ianao fa hitombo ny isan'ny bilaogy amin'ny teny Guarani?
MM: Mino aho fa hitombo izy ireo, maro ireo olona izay manoratra tsara ary misy ireo mpanao gazety tena mahay izay nianatra Guaraní ary afaka manoratra bilaogy, saingy hatramin'izao, tsy afaka manao izany ry zareo, toa izaho ihany no hany tsy matahotra ny hanao hadisoana.
Resaka fananana herimpo hanao izany fotsiny no ilaina. Hahafaly izany satria sehatra nomena ny fiteny iray izay mbola maro no mahatsiaro ho menatra amin'ny fananana na fitenenana azy. Ary tsy takatr'izy ireo ny lanjan'ny fanehoan-kevitra izay miseho avy amin'ny teny mitovy mamaritra ny teko (ny maha-izy) ny olombelona.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...