Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

14 Avrily 2018

Tantara tamin'ny 14 Avrily 2018

#KnowYourDictator: Maneloelo ny Filoha ao Azerbaijan Voafidy Indray Ireo Mpifindramonina Ara-Politika sy ny Tenirohiny

Nanempotra ny mpanohitra eo an-toerana, mahita fomba hanemporana ireo mpikatroka monina any ivelany ny filoha vaovao voafidy Ilham Aliyev

‘Mampalahelo Ny Mahita fa Polisy no Toriana, ny Niharam-pahavoazana Indray no Tsaraina’

"Tsy manokana ny tranga momba azy. Mamono tovolahy mainty hoditra isan'andro ao amin'ny faritra an-kavoana (iva raha aty amintsika) sy ny faritra hafa atao an-jorombala ny polisy."

Palestina: Trano Maintso Lavitry Ny Tanindrazana

Ao amin'ity lahatsoratra ity, handre ny tantaran'ireo vehivavy roa manana fitiavana lehibe ny voajanahary isika. Masera iray nahita ny akaniny tao amin'ny zaridainan'ny tranon-drelijiosy ary renim-pianakaviana iray ao an-tanàndehibe izay nitondra ny nofinofiny momba ny zaridainan-tanàna eo an-davaragan'ny efitranony.

Bahrain: Naato Iray Andro Ny Gazety Akhbar Al Khaleej

Naato iray andro ny gazety tranainy indrindra mivezivezy ao Bahrain, Akhbar Al Khaleej, taorian'ny namoahany lahatsoratra iray mitsikera ny sasany tamin'ireo mpitondra Iraniana ...

Afovoany Atsinanana: Sombiny Amin'ny Eid

Ho an'ireo Miozolomana an-tapitrisany manerantany, fotoana ho amin'ny fankalazana, fiarahan'ny fianakaviana sy fandinihana momba izany ny Eid Al Adha. Ity sombiny amin'ireo fanehoan-kevitry ny bilaogera ao Tonizia, Koety, Ejypta, ary Tiorkia.

Singapaoro: TwestivalSG 2010

Hundreds of people participated in this year's Twestival Singapore to raise funds for the education of millions of out-of-school children around the world. Olona an-jatony no nandray anjara tamin'ny Twestival Singapaoro 2010 mba hanangonana vola ho an'ny fanabeazana ny ankizy an-tapitrisany izay tsy mianatra an-tsekoly manerana izao tontolo izao.