- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao Farany Lingua Volana Martsa 2018

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Ity ny mikasika ny Lingua [1] volana Marsa 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 644 isika, nahasarika mpitsidika 248.544 ary jeripejy miisa 275.571. Nahatratra 266.109 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 273.322 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra [2] tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 165
Espaniola 108
Frantsay 78
Rosiana 70
Italiana 49

Ireo pejy be mpitsidika

Espaniola 95.547
Frantsay 37.959
Portiogey 33.350
Japoney 17.945
Rosiana 13.696

Facebook

Arabo ar 130.686
Shinoa 42.273
Espaniola es 19.793
Frantsay fr 17.580
Amharic am 8.896

Twitter

Shinoa 181.414
Arabo ar 44.056
Espaniola es 7.678
Bangla bn 7.645
Frantsay fr 5.639

Misaotra anareo ry Lingua ! Misaotra anareo fa zava-dehibe ho an'ny Gv inareo! Ianareo no mahery indrindra !

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, [10] Facebook [11] ary Google+ [12]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [13]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro isika [14]!