12 Avrily 2018

Tantara tamin'ny 12 Avrily 2018

Kambôdza: Moanina Nosakanana Tsy Hanangona Sonia

  12 Avrily 2018

Miresaka mikasika ilay fanaparitahana feno herisetra an'ireo moanina izay naniry ny hanao fanangonantsonia tao amin'ny Masoivoho Vietnamiana tao Phnom Penh noho ny fitazonana tsy ara-drariny ny moaniana Kambôdziana iray, sy ny fibodoan'i Vietnam ny faritanin'i Kambôdza tamin'ny lasa, ireo bilaogera ao ivelany sy anatin'i Kambôdza.

Mem, Efitra Mihajan'ny Fiteny, Manasongadina Ireo Fiteny Madinika

Blaogim-Piarahamonina GV  12 Avrily 2018

Hisy ny hetsika mahaliana maro hatao any Ljouwert (Leeuwarden amin'ny teny Holandey) mandritra ity taona ity ao anatin'ny Renivohitra Ara-kolontsaina Eoropeana 2018. Fampisehoana, tantara, fampiratiana, tantara an-tsehatra, fianihana ary hazakazaka am-bisikileta ... saingy tsy misy tena mahaliana anay toy ny MeM (Efitra Mihajan'ny Fiteny).