Fiovan'ny Fitantanana ny Lingua Paortiogey!

Arahaba daholo! Tsy ela akory izay, nanapaka hevitra i Ricardo Ilton ny hijanona tsy ho Toniandahatsorary ny Lingua Paortiogey intsony noho ny tsy fahampian'ny fotoany.

Ricardo, izay nanjohy ny tarik'ireo toniantsika tamin'ny taona lasa, dia tena nanampy betsaka tokoa tamin'ny fitantanana ny Lingua Paortiogey, ary ho zavadehibe ho antsika ny hanana azy ho mpandray anjara handika lahatsoratra! Misaotra betsaka anao ry Ricardo! Manomboka izao, eo ambany fitantanan'i Melina Coelho sy Esther Dodo ny tarika Lingua Paortiogey!

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.