Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

06 Avrily 2018

Tantara tamin'ny 06 Avrily 2018

Kambôdza: Ny Aloky ny Lasa

"Nitsidika firenena 60 teo eo aho nanomboka tamin'ny 1969, ary ny zavatra hitako tao Kambôdza dia ilay "tanàna mimanda" malaza any Hong Kong irery ihany angamba no afaka mifaninana aminy, Tanàna Ngazana mirefy 12 acre (148562 m²) izay rava tamin'ny taona 1999."

Nahoana No Nanasonia Hanakatona Tranonkala Malaza Iray Ireo Koreana Maherin'ny 200.000 ?

Nisy ny fanangonan-tsonia antserasera natomboka tamin'ny 25 Janoary 2018, nitaky ny governemanta Koreana mba handràra tranonkala iray antsoina hoe Ilbe Storehouse, noho izy voalaza fa feno kabarim-pankahalana vehivavy, liberaly, sy ireo vitsy an'isa ara-poko sy ara-pananahana.

Mpanolo-Baovao Voalohany Lahy Niova ho Vavy ao Pakistan, Marvia Malik, Te-Hanova ny Fihetsiky ny Fiarahamonina Manoloana ny Vondrona Misy Azy

"...tsy misy izay tsy vitanay; nobeazina izahay, manana diplaoma izahay, saingy tsy misy varavarana misokatra, tsy misy fandrisihana. Izany no zavatra tiako ovaina."

Tanjona Fanontàna 2018: Irianay ny Hikarakara Fampianarana Manoratra ho An'ny Vondrom-Piarahamonin'ny Faritra Miteny Espaniôla

Blaogim-Piarahamonina GV

Inona ny atao hoe tantara iray amin'ny GV? Ahoana ny fomba fanoratr azy? ... Ary nahoana?

Fiovan'ny Fitantanana ny Lingua Paortiogey!

Blaogim-Piarahamonina GV

Fanambaràna ny fiovan'ny fitantanana ny Lingua Paortiogey