- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Inona Avy No Nahaliana Ireo Mpamaky Ny Global Voices Tamin'ny Herinandron'ny 19 Feb – 25 Feb ?

Sokajy: Afrika Avaratra sy Afovoany Atsinanana, Afrika Mainty, Amerika Avaratra, Amerika Latina, Azia Afovoany sy Kaokazy, Azia Atsimo, Azia Atsinanana, Eoropa Afovoany & Atsinanana, Eoropa Andrefana, Karaiba, Oseania, Mediam-bahoaka
[1]

Mpikoraraika iray mamaky boky. Sary an'i Eric Frommer mpampiasa Flickr CC BY-NC-ND 2.0

Mikaroka, manoratra, mamoaka lahatsoratra, ary mandika tantara ny vondrom-piarahamonina ato amin'ny Global Voices amin'ny tanjona hanohanana ny zon'olombelona sy hananganana ny tetezam-pifanakalozana manerana ny firenena, ny kolontsaina ary ny fiteny.

Tsy hoe mamoaka lahatsoratra fotsiny izahay mba hahazo ‘kitika’ na hanarahana fironam-baovao. Nefa ataonay izany satria tianay hatrany ny hanaraka ny fomba fiantraikan'ny asa mafy ataonay erantany.

Araka izany dia fandrefesana iray ilaina ny fomba famalin'ireo mpamaky ny tantara sy ny asa fandikàna ataonay. Koa ndeha hojerentsika hoe iza avy ireo mpamaky ary inona no nahasarika ny sainy nandritra ny herinandron'ny 19 Feb – 25 Feb 2018.

Aiza eto amin'izao tontolo izao no misy ireo mpamaky ny Global Voices?

Tamin'ny herinandro lasa iny, mpamaky avy amina firenena miisa 209 no voasarik'ireo tantara sy asa fandikànay! Ireto avy ireo firenena 20 voalohany hita nanerana ny tranonkalan'ny Global Voices:

1. Etazonia
2. Frantsa
3. Brezila
4. Meksika
5. Japàna
6. Espaina
7. Italia
8. Kolombia
9. Filipina
10. Fanjakana Britaniuka
11. Alemaina
12. India
13. Taiwan
14. Kanadà
15. Rosia
16. Ekoatra
17. Arzantina
18. Indonezia
19. Bangladesh
20. Però

Saingy sombiny kely amin'ny fahasamihafàn'ireo mpamaky anay ihany ireo. ‘Ndao ho ampiasaintsika ny True Random Number Generator [2] avy amin'ny Random.org ary hoptopazantsika maso ireo firenena hafa vitsivitsy ao anatin'ny lisitra:

129. Litoania
94. Ghana
31. Makedonia
191. Kaomoro
75. Jordàna

Global Voices amin'ny fiteny Anglisy

Ao amin'ny tranonkala amin'ny teny Anglisy no ahitana voalohany ny ankamaroan'ireo votoaty mivoaka ato amin'ny Global Voices. Ireto ny tantara dimy voalohany be mpamaky indrindra tamin'io herinandro voalaza io.

1. “Do Others Know We Exist?”: A Nurse’s Testimony from Syria’s Besieged Eastern Ghouta [3]   (“‘Fantatr'izy ireo ve hoe misy isika?': Fijoroana Vavolombelona Nataonà Mpanampy Mpitsabo Tao Ghouta Atsinanana Tratry Ny Fahirano tao Siria”)
2. Hannah Mouncey Becomes First Transgender Player in Australian Women’s State League Football   . [4]…..Hannah Mouncey, lasa Transgender Voalohany Mpilalao tao amin'ny Ligin'ny Vehivavy Mpilalao Baolina Kitra ao Aostralia
3. Trinidad & Tobago Finally Gets Its ‘Steups’ Emoji  [5] ………..Nahazo Emoji  ‘Steups’ Ihany i Trinidad & Tobago [6]
4. All of the Soviet Union’s Academy Award-Winning Films Are Legally and Freely Available Online    … [7]Azo Trohana Ara-dalàna Sy Maimaimpoana Ety Anaty Aterineto Avokoa  Ireo Sarimihetsika Nahazo Loka Academy-Award TaoAmin'ny Firaisana Sovietika
5. Censorship in Serbia Hits a New Low After Newspaper ‘Edits’ an Obituary [8]    Serbia: Voasivana Hatramin'ny Fahatsiarovana ny Maty Avoaka Anaty Gazety [9]

Global Voices Lingua

Ny Lingua dia tetikasa iray mandika ireo tantara ato amin'ny Global Voices ho amin'ireo fiteny hafa ankoatra ny Anglisy. Misy eo amin'ny 30 eo ireo tranonkala Lingua mavitrika. Ireto ambany ireto ireo tantara na asa fandikàna be mpamaky indrindra tany amin'ireo tranonkalan'ny fiteny mavitrika tsirairay avy tamin'iny herinandro voalaza iny.

Arabo

Aymara

Bangla

Fiteny Shinoa (notsorina)

Fiteny Shinoa (nentindrazana)

Tseky

Holandey

Esperanto

Farsi

Frantsay

Alemàna

Grika

Hindi

Hongroà

Indoneziàna

Italiàna

Japoney

Koreàna

Kiorda

Makedoniàna

Malagasy

Nepaley

Poloney

Portiogey

Romaniàna

Rosiàna

Espaniola

Swahili

Tiorka

Urdu