Korea: Ireo Orinasa Mitsikilo Ny Fivezivezenao Any An-Kabone

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Febroary 2008)

Ireo Orinasa Mitsikilo Ny Fivezivezenao Any An-Kabone … Inona no hevitrao? Nahazo valiny mahaliana ilay lahatsoratra.

화장실가는걸 체크하는 회사.
untitled.bmp

untitled2.bmp
이렇게 까지 하면 회사 어떻게 다니나요 ;;;;;;;

Ireo Orinasa Mitsikilo Ny Fivezivezenao Any An-Kabone
Tsy maintsy mijanona ao amin'izany orinasa izany ve ianao?

돈준만큼 확실히 부려먹어야죠. 그게 자본주의 유능한 사업가죠. 그렇게 해야만 세계일류기업이 되겠죠? 1원이라도 낭비하지 않고….그리고, 일하는 사람 입장에서 싫으면 다니지 말고 나가라는 것인데 어쩌겠습니까? 회사 만들 능력없고 채용해준 것만으로도 고마워하는 입장에서 인권을 어떻게 찾겠어요? 업주를 위해 목숨을 바쳐야죠.

Raha mbola misy vola aloan'ny orinasa, mazava loatra tsy maintsy mampiasa anao izy. Izany no ataon'ireo mpandraharaha mahay azy ao anatin'ny kapitalisma. Aorian'izay, tsy afaka ny ho orinasa tsara indrindra eto an-tany va re ry zareo? Tsy handany 1 won… ary inona no azontsika atao rehefa miteny ry zareo hoe tsy voatery hiasa ianao rehefa tsy tianao ilay izy? Ianareo izay tsy afaka ny hanorina orinasa ve dia tsy maintsy mankasitraka ny hokaramaina ary ahoana no fijerinao ny resaka zon'olombelona amin'izao fotoana izao? Manontona ny fiainanao manontolo ho an'ny mpampiasa anao.

인간로봇입니다.인간성이 자꾸만 상실하는 사회에 살고 있습니다.

Olona toa milina mahabaiko tena ianao. Miaina anaty fiarahamonina iray tsy mijery ny maha-olona isika.

저건 분명히 지탄 받아야 할 억압이지만 근무 중에 수시로 들락 거리는것도 고쳐야 할 태도중 하나라고 봅니다. 괜히 주변 분위귀까지 들썩이죠.

Mazava loatra fa ny fanafoanana no tokony hotsiniana. Saingy fihetsika iray tokony hahitsy ny fivezivezena tsy misy fitsaharany mandritry ny ora fiasàna. Tsy misy dikany akory, manjary mamadika ny tontolo manodidina hitsingilahila izany.

뭔지 잘은 모르지만, 위와 같은 상황이 발생한 원인을 요약하면 두가지로 압축될수 있습니다. -> 첫째 : 너무나 잦은 근무지 이탈로 인하여, 윗선에서의 지적상황이 많았던 불가피한 상황. -> 둘째 : 근로자와 사용자와의 관계는 근로계약을 체결한 계약상의 관계일뿐, 타인의 인권을 제약할수 없는 동등한 인격체라는 사실을 무시하고, 근로자들를 마치 자기들의 노예(?)인양 부려먹으로는 윗선의 이상성격.

Tsy fantatro ny tena fandehan'ny tantara manontolo Fa raha ny mba fandinihako ny fitrangany, fintiniko aminà antony roa → voalohany: noho ny fialànao matetika eo amin'ny toerana fiasànao, misy tondro maromaro avy amin'ny lehibe eo amboninao, ary tsy afaka ny tsy hisy anefa izany. → faharoa, ferana ho fifanarahana amin'ny asa fotsiny ny fifandraisana eo amin'ireo mpiasa sy ireo mpampiasa. Tsy ijerena ny zavamisy hoe olona mitovy amin'ny tena izy ireny ary tsy azony atao ny mifehy ny zo maha-olona, dia manana fomba fisainana mivaona ireo lehibe fa hoe andevon-dry zareo ireo mpiasany.

담배는 꿈도 못꾸겠군.ㅡ,.ㅡ

Tsy azo saintsainina akory aza ny hanonofy hifoka sigara. ㅡ,.ㅡ

솔직히 오죽하면 저러겠냐..화장실간다하고 계속 땡땡이치니 사장도 오죽하면 저러겠나 싶다. 주로 여자들 많은 회사가 저런문제가 많이 발생하는듯

Raha lazaina tsotra, azoko sary an-tsaina tsara ny mahatonga izany… midonàka eny rehetra eny nefa milaza fa mandeha any an-kabone, mety nahaleo ny mpampiasa anao ny fialantsininao. Heveriko fa ireo orinasa manana vehivavy betsaka miasa ao aminy no toa manana io karazana olana io.

왜 여기서 여자를 걸고 넘어지시는지 ?

Koa maninona ianareo no misafidy ny vehivavy raha izany no zavamisy?

당연하지..당신이 일 안하고 화장실에 앉아 시간 때울지 누가 알겠냐고..당신은 하수인이고 사장은 당신을 먹여살리는 주인이야..

Mazava loatra… tsy miasa ianao ary mandany fotoana any an-kabone. Iza no mahalala? Mpiasa ianao ary ny tompony no lehibe izay manome sakafo ho anao.

아니지요. 직원이 일을 열심히 해서 사장을 먹여살리는 거지요. 사장 및 경영팀의 역활은 직원이 하는 일을 최대한 효울적일수 있도록 서포트해주는거구요 ^^

Tsia. miasa mafy ireo mpiasa no sady manome sakafo ho an'ny tompon'ny orinasa. Ny anjara asan'ireo tariky ny mpitantana sy ny tompony dia ny manohana ireo mpiasa mba hahafahany miasa sy mamokatra tsara.

너무한다

Tafahoatra loatra.

일열심히 하는사람에겐 별로 신경쓸필요가 없는규제라고 생각합니다..회사를위해서 열심히 일하는길이 곧 나자신이 잘되는길인데도 불구하고 많은 사람들의 마인드는 회사의 눈치를 보면서 생활하다니…쩝~이러니 위와같은 규제가 있다고 생각됩니다..회사입장에서는 이렇게 까지 하는이유는 닭이먼저냐 달걀이먼저냐를 따지기 이전에 본인스스로 나를위해서 열심히 일하는 자세와 마인드를 갖는다면 당장 내인생이 하루하루가 바뀔것입니다…

Heveriko fa tsy tokony horaisin'ireo olona miasa mafy ho toy ny fifehezana izany. Na atao hoe ny fiasàna mafy ho an'ny orinasa aza no fomba hanatsarànao kokoa ny fiainanao, betsaka ny olona no mandanilany fotsiny ora maro isaintsainana ny fomba fisainan'ny orinasa. Hmm… noho io antony io, heveriko fa mety tsy maintsy nametraka fepetra ny orinasa… Talohan'ny nametrahanao fanontaniana hoe ‘ny akoho sa ny atody no nisy voalohany?’, ho an'ny tenanao dia tokony hanananao ny toetra sy fisainana hiasa mafy, dia hiova ny fiainanao.

저렇게 하는 회사도 문제지만…왜 저렇게까지 할까?에 대해서 의문을 가지는 분은 아무도 없군요……여러분 자신도 한번 돌아보시길……

Be olana be ny orinasa…saingy tsy misy olona mieritreritra izay antony nandrisika ny orìnasa hanao zavatra tahaka izany….saintsaino ny momba izany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.